Francophonie. « Faran’ny kofona io… »; Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

FARAN’NY KOFONA IO…

Henjana ity raha lalao e…

Hatao tena hatao mihitsy mihitsy
Tsy ankanisa izay vola mivoaka
Manan-danja hoe ka dia tsy ankitsitsy
Moa koa tsy azy io fa volam-bahoaka

Afempenina hatreto ny misy…
Manahirana maso rehetra
Miaramila etsy…eroa ny polisy
Rehareha no terena amboletra

Eny e…
Izay angamba…?

Samy manana izay manan-danjany
Ny an-drafotsy iry izao dia ny lambany
Ny an-drangahy atsy tsotra ny antony…
Mety ho tiany ho vazaha ny ho vinantony?

Samy manana ny ambarany azy…
Fa ny tiako raha toa ireo mahay
Dia ho foana ilay delestazy…
Hety hivoatra ny ety aminay

Manofisa eo ialahy gasikely
Manofisa frankofonia

NARY (Mamitiana Randrianarison).
18/11/2016

Mamitiana Randrianarison.
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s