Francophonie, Ivato. Tonga androany, 19/11/2016. Maroc, horonan-tsary (Vidéo de l’arrivée du Roi).

.

Mpanjaka marokana sy ireo mpiaradia aminy.

Fiaramanidina lehibe, mahazaka olona aman-jatony no tonga nigadona io alina io teny Ivato…  » Le Roi est accompagné d’une délégation d’environ 500 membres » (Midi M/kara). Io no nitondra ilay mpanjaka, fa ny hariva dia efa nisy fiaramanidina marokana koa tonga teto Ivato. Nitondra ireo mpikarakara ny dian’ny mpanjaka (personnel logistique).

Nipitrapitra ireto gasy t@ ilay fiaramanidina lehibe…  Na ireo filoha izay ho tonga ao aoriana aza dia manana fiaramanidina daholo (Boing na Airbus)… Ny antsika mba nisy fiaramanidina kely izay, ho an’ny filoham-panjakana, saingy namidy  taminy 2009 (Air Force One II), noho ny resaka fanongana-panjakana. Izao manofa ny any karana rehefa maika ingahy H. Rajaonarimampianina, na maka « vol normal ».

Asa anao raharaha « affaires » inona daholo izany olona diman-jato izany. Ny fiaramanidina moa an-dry zareo ka tsy misy mandoha sarany .

Horonan-tsary, @ teny arabo ka dia ny mijery fa tsy hay ny dikany. Asa raha mba mety raha atao aminy teny gasy daholo koa ny antsika, dia ny mpandikateny no atao mahay tsara… rehefa mikabary ny filoha ohatra, fa tsy atao frantsay izany. Hitodika ho an’i Antsirabe ry zareo rahampitso. Sesi-tany tao mantsy ny Raibean’ity mpanjaka ity taminy Fanjanahatany. MCM.

Ny BOA moa izany an-dry zareo Marokana, raha ny fantatray. Ny lalana-Andohatapenaka dia volan’ny sinoa. Ra-Gasy mitehaka sy mioby na miafina.

Francophonie vitrine

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s