Francophonie. « Tena filoham-pirenena mpandainga mihitsy ity Rajao ity », Rivo Albert (Mcm Tanà).

Tena filoham-pirenena mpandainga mihitsy ity Rajao ity

Mbola voaporofo hatrany fa filoha tsy menatra ny madainga imasom-bahoaka mihitsy ity Rajao ity. Tadidin-tsika tsara angamba fa dia nilaza mazava i Rajao raha nivahiny tao amin’ny TV5 Monde fa vonona tanteraka i Madagasikara amin’ny fandraisana ny Frankofonia.

Inona anefa ny zava-misy ankehitriny: Tsy vita ny trano 2 lehibe handraisana ireo delegasionina vahiny etsy Andohatapenaka, ny lalana mbola tsy vita araka ny tokony ho izy dia tokanana sahady, … Aiza ho aiza amin’izany ny teny nataon’ny filoham-pirenena fa efa vonona tanteraka i Madagasikara?

Tsy ny vahoaka Malagasy ihany no fitahana fa izao tontolo izao mihitsy no handaingana. Asa hoe inona no mbola azo hantenaina amin’ny Mpitondra tahaka izany?

 

franco-tongasoa1

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s