« Toa Revintorimaso », Derasoa Ramaroson.

Logo MCM

Toa Revintorimaso.

 

Vahoaka analin-kisa!
tsy mahita izay ho anina!
Izaho sy ianao toa mody fanina!

Vatosoa sy volamena !
Malaza ho mikararana !
no hoe avoankandreo karana!
Izaho sy ianao mihanahana!

Fa na vy na vatosoa
Tsy hamelan ireo Sinoa
izaho sy ianao ho aho toa matory
ny ho avy anefa bory.

Ireo Razana taloha raha nitsangana nifoha
Nanambara i Tsiranana fa politikan’ny kibo aloha.
Nony tonga ilay Tantsambo Ilay raikalahy fahiny
nanazava tsisy ambo: ny tany tsy fanome vahiny.

f’ izaho sy enao ho aho mampihomehy.
Sa ve voafatotra voafehy.
Fa efa difotry ny ankaso
nefa toa revintorimaso.

Hitohy
Dera (Deradsoa Ramaroson). 2016.

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s