SIM-Tanjombato 24/11/2016.Lalao Ravalomanana sy Hery Rajaonarimampianina. Tsiky.

CUA - Antananarivo.

CUA serasera. 24/11/2016.

SIM 2016
Nanome Voninahitra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny « Salon de l’Industrie de Madagascar » izay notontosaina tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Ramatoa Lalao Ravalomanana. ny sehatry ny indostria Malagasy niaraka tamin’ireo olo-manan-kaja notarihan’ny filoham-pirenena no notanterahana io maraina io.Mandritra ny 4 andro izany hetsika izany , manomboka ny 24 Novambra ary hifarana ny 27 Novambra ho avy izao. Betsaka ireo orinasa nandray anjara mavitrika tamin’ity hetsika Salon de l’Industrie de Madagascar 2016 ity.

_

Arp HelisoaMandray anjara amin’ny SIM Salon de l’industrie de Madagascar. ny orin’asa TIKO AAA MAGRO.

 

Mandroso Randria

Nijanona ny Filoha Rajaonarimampianina, nampiantso andRamatoa Ben’ny Tanàna, nidina ny fiara ary nifanatsafa teo izy mianadahy.

« Eo énao fa lasa aho r’ingahy Prezdà » (Tanjombato – 24 nov. 2016)

sim5

sim7

sim9

Arp HelisoaCUA serasera
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s