SIM-Tanjombato. 25/11/2016. Marc Ravalomanana. Tiko.

Tahina R’mampianina , Arp Helisoa
 25/11/2016.

SIM 2016 teto ParcExpose Forello Tanjombato
Tonga nitsidika sy nijery ireo mpandray anjara ny PDG Tiko sady Filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA. Mbola hafa ihany Dada e! izay lalovany na Stand izy na iza dia nifarombahan’ireo Mpandray ny vahiny ny maka sary miaraka aminy, fa niavaka kosa ny teo amin’ny Stand misy ny AAA Tiko satria ho mariky ny fiombonana dia notoloran’ny Filoha RAVALOMANANA Marc, yaourt TIKO ihany koa ireo tonga nitsidika ary niaraka nihinana sy nigoka ny tsiron’ilay TIAKO KA OMEKO, ny sary moa dia tsy nisy nialana fa mifanitsakitro ny te hanao selfi e.

ravalo-sim5

 –

Mandroso Randria

ravalo-sim9

ravalo-sim10

ravalo-sim8

ravalo-sim11

Fair-play … miaraka amindRamatoa PDG an’ny Savonnerie Tropicale
ravalo-sim12

Bien sûr, amin’ny maha-fair play azy, dé nandramany tsara tokoa ny vokatry ny Socolait … ary hitany fa tsara izany !!! Huhuhuhu
ravalo-sim13

Du bon temps pour le président Marc Ravalomanana !

Entre une petite promenade de santé dans les allées du Salon des Industries de Madagascar, le président Marc Ravalomanana profite de ces moments pour aller à la rencontre des « mpandraharaha vahiny » ! Un moment exceptionnel immortalisé par le photographe Donald Randriambelo. Rien n’a filtré de l’entretien entre les deux hommes….

Texte : par gvalosoa – nov 25, 2016
Photo : By Donald Randriambelo

ravalo-sim6

H E Marc Ravalomanana

Salon de l’Industrie de Madagascar (SIM), Zone expo Forello Tanjombato . 24 – 27 Novambra 2016.
Nandray anjara tamin’ ity hetsika ity ny AAA-TIKO, efa mpikambana feno anatin’ny SIM ny AAA.
Nitsidika teny an-toerana ny zoma 25 novambra 2016 lasa teo, ary niresaka sy nitafa tamin’ireo mpandray anjara ary koa ireo mpikambana anatin’ny SIM.
TIAKO NY ANTSIKA

ravalo-sim14

ravalo-sim15

ravalo-sim16

ravalo-sim17

ravalo-sim18

ravalo-sim20

ravalo-sim21

ravalo-sim22

Arp Helisoa avec Nayrah Ratefiarison.
Ny filoha Marc Ravalomanana sy ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia Michaelle Jean teny amin’ny SIM Tanjombato

ravalo-sim1

sim3

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s