Antananarivo, 27/11/2016.Orana, tondraka ny lalana. Sary FB.

Thierry Noêl Andriamitantsoa

Analakely.

orana-alatsinainy8

Hervoahangy Tiavinarivah

orana-alatsinainy20

Ravo Rakotovololona 
30 minitra monja fotsiny ny orana no avy dia izao sahady..

Zao ilay hoe mandrora mitsilany e.. ario anaty lakandrano ihany ny fako

orana-alatsinainy7

Avy be ny orana (faritra Bel air).

orana-alatsinainy1

Anaitirah Otajnam 
Amizao fotoana izao ety andrefana ambohijanahary,#Picine be
orana-alatsinainy9
orana-alatsinainy10
orana-alatsinainy11
ranobe tety andravoahangy..
orana-alatsinainy19

Andraisoro terminus 141.fitiavan tenan olo tokana manampinana lalan drano.Aiza ny fandraisan andraikitry ny fokontany sy ny kaominina!

orana-alatsinainy17

orana-alatsinainy18

ANDOHATAPENAKA …
… TAORIAN’NY ORANA KELY ALINA

Tsy nety ny saina aman’eritreritra raha tsy nitsidika kely ny teny amin’ny Raokady, Andohatapenaka …… taorian’ilay orana kely alina iny.

orana-alatsinainy14

orana-alatsinainy16

Orana iray andro Dibo-drano sahady Antananarivo

29/11/2016

Efa niakatra ambony sahady ny rano omaly tamin’ny faritra maro teto Antananarivo Renivohitra, toa an’i Besarety, Petite Vitesse, Ampefiloha, Isotry, Ankazomanga, Andravoahangy…

 Vao orana 1 andro anefa iny. Efa nisy ihany ny fanadiovana ny tatatra nataon’ny kaominina saingy mbola maro ny olona manary fako tsotra izao ao anatin’ireny lakandrano ireny ka manentsina azy. Efa tery Antananarivo, efa maro be ny fanorenan-trano tsy manara-dalàna, efa tsy ampy ny tatatra sy lakandrano kanefa tsy mivaky loha fa manary fako anaty Dalle ihany ny mponina.

Tsy mahagaga raha ho tondraka indray ny rano eto amin’ny janoary na febroary. Samy tompon’andraikitra amin’io ny tsirairay fa tsy hanomezan-tsiny lava ny kaominina sy ny fitondrana foibe raha ny fako narianao isan’andro any anaty tatatra no mampitohana ny fikorian’ny rano ka tondraka ny tanàna avy eo. Mila hamafisina ny fanentanana ataon’ireo tompon’andraikitra isaky ny fokontany sy ny boriborintany mba hahatonga saina ny olona fa tsy anaty tatatra no fanariana fako fa na anaty lava-pako na amin’ireo toerana efa voatokana hanariana izany.

RTT. TiaTanindrazana.

ANTANANARIVO : Après 15 minutes de pluies, dans l’après-midi d’hier, 28 novembre, l’eau est déjà montée jusqu’au niveau des genoux dans les bas quartiers, notamment à Besarety, Ampefiloha, Anosy, Mahamasina, Behoririka. Les usagers réclament la responsabilisation de l’État, car la saison des pluies ne fait que commencer.
Date : 29/11/2016

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s