Antananarivo-Seranana. Ho anareo mpanotra ao Ivato. Une Redevance de 20 à 38 euros par passager !!!

Un petit message FB pour les racketteurs d’Ivato.

ANTSO AVO HO AN’IREO INSPECTEUR/RECEVEUR/DOUANIER ao aminy AEROPORT IVATO

* Izahay Passagers tompoko tsy mpamboly vola ka hanome 10-15-20 euros atsofoka anaty passport
* Rehefa misy vola tokony alohanay marina dia iangaviana ianareo hanome Facture detaillée mazava tsara fa ho publienay aminy Facebook mba ho hitan ny be sy ny maro ny Tarifs nareo ao
*Lafo be ny saccoche sy ny valisenay ka iangaviana tsy rovitina na atsipitsipy
* Ny cadeau mifono ka tianareo ny hamaha azy dia afaka sokafana fa kosa mba avereno ohatrany taminy voalohany satria fanomzana iny misy valeur sentimentale ngeza be
*Tsy hainay na fantatrareo na tsia , fa ny bagage rehetra matoa miala any aminy aerorport de depart hiditra anaty avion dia efa voa scaner aradalana toy ny amin ity sary ambany ity daholo !
*Raha ny vola laninareo nagalarina taminay mpandeha dia efa nahavidy scan manarapenitra toy amin ity video ity
*Jereo ny contrôleur an olona mbola contrôlé par les gendarmes
*Izahay mpandeha tsy natao HANDOA NY ECOLAGE RISORISO nidiranareo niasa tao , probleme anareo zay !

FARANY :

MBA ASIO FANAJANA REHEFA MIRESAKA AMINAY MPANDEHA FA IZAHAY AKORY TSY MPIASANAREO KA KITAKITAINA , samy manana ny anjara andraikiny isika ka samia manaja ny asany , IZAHAY AKORY TSY MITOVY AMINAREO KA MANGALATRA NY ANY AMPOSINAREO fa nareo sady efa MANOTRA no mbola tsy mahalala fomba


Misaotra tompoko

publication de Malagasy Tia Tanindrazana.

Douanes Ivato : Malaza ny fitakiana 10 euros amin’ireo olona tonga avy any andafy

image

Tsy fantatra hoe ara-dalàna ve ity fomba fanao hafakely ity ? Moa ve miendrika kolikoly ? Maro mantsy ireo olona tonga avy any andafy no mitaraina satria tena efa mahazatra ny mpiasan’ny Douanes izy ity. Vakio ato misy ohatra vitsivitsy ny olona mitaraina ny momba an’izany. (sary fanehoana douanes.gouv.mg)

Marihina ety am-boalohany aloha fa resaka tsy tokony hivoaka izy ity, saingy amin’izao gouvernement de combat izao dia zaraina eto ihany. Ny antenaina mantsy dia mba tsy ho tompon-trano mihono ny tena tompon’andraikitra, ary mba ho fantatr’ireo mpiara-miasa sasany fa tena misy ireo sokajin’olona mandoto ny asa. Ohatra mivantana : vao tsy ela tokoa ingahy Ministra no nanao fitsidihana tampoka nisafo ny biraon’ny Douanes teny Mamory Ivato ka nahitana “fausse déclaration” maro, izay fantatra fa miteraka tarazoka lehibe eo amin’ny kitapom-bolam-panjakana.

Ialana tsiny amin’ireo olona mahatsapa ho voakasika amin’ity resaka ity, indrindra ireo izay nitantara ny zavatra niainany. Mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny momba anareo, ary matokia fa tsy hisy resaka hafa hivoaka mivantana eto intsony avy amin’ilay vondrona.

Ianao mpamaky kosa, aza misalasala fa alefaso aty aminay raha manana fijoroana vavolombelona na manana sary, vidéo kely, na feo ianao. Manomboka izao mba mailomailo, angony ireo dia alefaso aty aminay ho ampitaintsika eto.

Tohiny marinasatsy marina

Aéroports d’Ivato et de Fascène : Une redevance de 20 à 38 Euros par passager à partir de ce jour

Les plateformes du secteur privé dont entre autres, l’ONTM sont contre l’application de cette nouvelle redevance aéroportuaire.

L’Etat par le biais de l’Aviation Civile de Madagascar a pris une décision qui peut encore une fois freiner l’arrivée des touristes à Madagascar en raison de la cherté de la destination, selon les explications des opérateurs touristiques. Il s’agit de l’application d’une nouvelle redevance notamment d’une redevance de pré-financement dénommée Redevance de Développement des Infrastructures Aéroportuaires (RDIA), qui sera perçue au niveau des aéroports d’Ivato et de Fascène à Nosy-Be, à partir de ce 01 décembre 2016. C’est la date à laquelle, la gestion de ces deux aérodromes sera transférée par ADEMA (Aéroports de Madagascar) à la société Ravinala Airports, un consortium d’opérateurs français…  la suite 

Lire aussi : 

Les aéroports d’Ivato et de Nosy be cédés à ADParis (Bouygues, Colas…) pour 28 ans.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s