Ramatoa Lalatiana Ravololomanana , mba menatra.

CUA - Antananarivo.

 

Arp Helisoa3 décembre, 

Tokony handinika sy hieritreritra ihany Ramatoa mpanolotsaina ny tanana Lalatiana Ravololomanana mikasika ny fanaratsiana ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana . Malahelo.mafy mantsy izy mahita fa mandeha ny fitantanana ny tanana na tsy nahazo subvention tamin’ny fanjakana aza hatramin‘izay ny cua. Satrin’io ramatoa mpanolotsaina io ho afabaraka ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana raha sanatria ka tsy voalohan’ity farany ny karaman’ny mpiasa. Ny tokony ataon’ny mpanolotsaina raha misaina izy dia ny maneho firaisankina fa tsy fanankianana be fahatany toy izao no atao.

lalao Ravalomanana 6

 

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire