Ambohitrimanjaka. « Izay sahy sisa no mamboly », J-Luce Randriamihoatra.

HOY NY MPAMBOLY ANY AMINAY …
… IZAY SAHY IHANY SISA NO MAMBOLY

Vary tsaika no ataon’ny Mpamboly eny aminay ankehitriny.
Ambohitrimanjaka, 12 km monja miala ny Renivohitra.

Tsy mampiasa ny taninketsa efa nomanina hatry ny ela, fa tonga dia ny akotry indray no haely eny an-tanimbary mba haniry noho ny tsy fisian’ny rano.
Ny taninketsa indray no mamoa.

Ny tahotra « tondradrano » koa anefa etsy an-daniny no mampihemotra ny sasany, na dia efa voavadika aza ny bainga, noho izany tohadrano tsy mety vita izany.

Ho tsy eran’ny aina ny vidimbary amin’ny taona 2017.

Sary nalainay androany maraina, 10 desambra 2016.

ambohitrimanjaka-jlrandriamihoatra3

ambohitrimanjaka-jlrandriamihoatra4

ambohitrimanjaka-jlrandriamihoatra2

ambohitrimanjaka-jlrandriamihoatra1

ambohitrimanjaka-jlrandriamihoatra5

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s