Tanjombato 12/12/2016. 67 taona Atoa Marc Ravalomanana, fanokafana ny Magro-Tiko, A.Helisoa.QG Faravohitra

Tia Tanindrazana. 12/12/2016.

Feno 67 katroka anio ny Filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana. Hifanindran-dàlana amin’ny fankalazana izany tsingerin-taona nahaterahany anio izany ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Magro na ny Tiko « AAA » eny Tanjombato.

QG Faravohitra Tim

ravalo-tanjombato58

Fety roa sosona no hatrehina eto Tanjombato dia ny tsingerintaona nahaterahan’i Dada sy fanokanana ny Magro Tanjombato

Arp Helisoa

 MAGRO TANJOMBATO. Faly miarahaba noho ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Dada ireo mpiasa mavitrika ao ami Magro AAA

Arp Helisoa

 Ankarina ambony ny vavaka amin’izao andro lehibe eo amin’ny fiainan’ny filoha Marc Ravalomana izao eto amin’ny Magro Tanjombato
ravalo-tanjombato20
ravalo-tanjombato18
ravalo-tanjombato52
ravalo-tanjombato53

 

QG Faravohitra Tim

ravalo-tanjombato55

 

Arp Helisoa

Ny tanjona hoy Dada dia ny hampivelatra ny maha Malagasy. Manjary asa masina izao ny asanay hoy izy. ka hitsinjo ny Malagasy ny orin’asa , hanome amin’ny vidiny mora ny vokatry ny orin’asasatria efa mijaly ny vahoaka

ravalo-tanjombato24

 

Daniel Rakotoarisoa

 Nanolotra fanomezana ho an’ny filoha nasionalin’ny Tiako I Madagasikara ireo depiote sy loholona voafidy tamin’ny anaran’ny antoko. Nitondra ny fiarahabana ny solombavam-bahoaka Hanitriniaina Razafimanantsoa

ravalo-tanjombato48 Yvon Rakotomalala‎

 

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s