Kabary Marc Ravalomanana « Tsy ho potikareo aho, tsy ho afakareo ato amiko mihintsy ny fanahiko », video .

Kabary, Magro Tanjombato 12/12/2016.

ravalo-tanjombato24

« Marina dia marina loatra ilay fitenena hoe : nohezahina sy nokendrena ny fanapotehana ny zavatra misy sy ny anarana fa indrindra ny tenako. Tsy ho potikareo aho, tsy ho afakareo ato amiko mihintsy ny fanahiko.

Ny zavatra rehetra azonareo nodorana, azonareo potehina fa ny fanahiko sy ny maha izaho aho tsy voapotikareo.

Ny tanjoko, ny tanjon-tsika rehetra, ny tanjonay dia ny ampiverina indray izany ambom-po ny maha malagasy ny malagasy izany.

Ny malagasy aloha izay vao ny hafa, ny vita malagasy… ».

Marc Ravalomanana, Tanjombato 12/12/2016.

Horonan-tsary GTT IDF.

ravalo-tanjombato4

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s