CUA-Antananarivo. Fivarotana eny antsisin-dalana. Mila manara-dalana ny rehetra. Sary.

CUA a22

 

CUA serasera. 19/12/2016.

FANALANA MPIVAROTRA TENY AMIN’ NY BORIBORITANY FAHADIMY

Nanalàna ireo mpivarotra teny Ivandry sy Alarobia ary Ampasampito ny ekipa teknika avy ao amin’ny Boriboritany fahadimy ato anatn’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra ny 15 Desambra 2016.


Efa nisy ny fanesorana azy ireo ny volana novambra 2016 lasa teo, ary taorian’io dia efa nametaka soratra mandrara ny fivarotana eny amin’ny sisin- dalana fandehanan’ny mpandeha an- tongotra ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny fokontany. Mbola minia mivarotra ihany anefa ireo tsy mpanara-dalàna ka voatery ny avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy niantso fiaraha- miasa avy amin’ny Sampan-draharaha misahana ny ara- teknika ao amin’ny fiadidina ny tanànan’Antananarivo foibe ka nanala azireo ireo.

Miantso hatrany ireo mpivarotra rehetra manamorona ny lalan’ny mpandeha an- tongotra Atoa RAKOTO Emmanuel Richard Delegen’ny Boriboritany fahadimy, mba hanara- dalàna ka hivarotra eny amin’ny toerana efa voatokana ho an’izany. Ho an’ireo izay efa ara- dalàna kosa dia entanina hatrany izy ireo mba hanadio ny toerana nialana ary hitandro hatrany ny fahadiovan’ ny toerana manodidina azy avy.

mpivarotra2-cua

mpivarotra4-cua

mpivarotra3-cua

mpivarotra-1-cua

Arp Helisoa

Mandroseza. Ambanidia boriborintany faha 2, miteny ho azy ny sary

mpivarotra6

mpivarotra8

mpivarotra7

19-20 Desambra, Behoririka !!!

 

Youn VW‎Fifamoivoizana eto Madagasikara 20 h · Efa toherin'ny mpivarotra mihitsy ny police communale. Dia tsy ho afaka embouteillages intsony indray izany eto Behoririka

Youn VW‎ (B). Fifamoivoizana eto Madagasikara, 19/12/2016 · Efa toherin’ny mpivarotra mihitsy ny police communale. Dia tsy ho afaka embouteillages intsony indray izany eto Behoririka.

Youn VW 2 h Eto ilay tsy azo hijanonana fa lasa misy stand amin izao. Behoririka hatrany

Youn VW (FB) 20/12/2016. Eto ilay tsy azo hijanonana fa lasa misy stand amin izao. Behoririka hatrany

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s