CUA-Antananarivo.Nahazo akanjo aro-orana ireo mpamafa lalana. Cua Serasera, Arp Helisoa.

CUA - Antananarivo.

Arp Helisoa. 19/12/2016.

Noho ny fahatongavan’ny fahavaratra dia notolorana aron’orana sy baoty ary fitaovana fanadiovana entimiasa avy amin’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana ny mpamafa lalana ao amin’ny boriborintany faha 5 , Ary ho fankasitrahana azy ireo dia nisy ny fanolorana sakafo azy ireo izay nokarakarain’ny delege ny boriborintany faha 5 sy ny mpiaramiasa amin’izy ireo

 

CUA serasera. 19/12/2016.

Fizaràna raglant ho an’ireo balayeur ao amin’ny Vème arrondissement

Nahazo akanjo aro_orana ireo mpamafa lalana 23 isa sy ireo équipe spéciale 12 avy ao amin’ny sampandraharaha ara-teknika ao amin’ny Boriboritany fahadimy ny faha 16 Desambra 2016.
Mafy ny asa tanterahin’izy ireo indrindra amin’izao fotoam-pahavaratra izao, ka mila tandrovana ny fahasalamana amin’ny alalan’ny fampiasana ireo aro orana ahafahana manatanteraka ny asa araka ny tokony ho izy ary narahina fampisakafoana azy ireo tao amin’ny Boriboritany izany. Ankoatra izay dia mbola notolorana kifafa ihany koa izy ireo.
Manao ny ainy tsy ho zavatra ireo balayeur ireo hoy ny Lehiben’ny Boriboritany Atoa RAKOTO Emmanuel Richard, ary manao ezaka mandrakariva amin’ny asa fanadiovana ny tanàna ka mendrika ankasitrahana.
Manentana ny mponina rehetra ny fiadidina ny tanànan’Antananarivo amin ‘ny tokony hitandroana ny fahadiovana indrindra amin’izao ankatoky ny fety izao, mba ho tanàna madio no hiatrehantsika ny fety sy handraisantsika rehetra ny taona vaovao.

cua-serasera3

cua-serasera4

cua-serasera2

cua-tana3

cua-serasera1

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s