CUA-Antananarivo. Krismasy, ny Ben’ny tanana sy ireo ankizin’ny boriborintany enina.

CUA - Antananarivo.

CUA serasera. 21/12/2016.

Nankalaza ny krismasy niaraka tamin’ireo ankizy manerana ny boriborintany 6 ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana
Nisokatra ny alarobia faha 21 desambra ny fankalazàna ny fetin’ny Noely teto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra . Amin’ny maha fetin’ny ankizy ny krismasy dia notsinjovin’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana manokana ireo ankizy maro manerana ny boriborintany 6 eto amin’ny tananan’Antananarivo, miisa 1200 . Nisy ny fanomezany biscuit , patte , vatomamy ho an’ireto farany , ankoatra izay nisy ny famalifaliana tamin’ny alalan’ny fampisehoana an-tsehatra nataon’ireo mpanakanto . Nilaza ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana fa tonga ny krismasy, andro lehibe ho an’ny ankizy , ka am-pifaliana tanteraka hoy izy ny andraisana azy ireo eto amin’ny lapan’ny tanana Analakely . Ny krismasy araka ny nambarany dia nahaterahan’i Jesoa kristy izay fanomezan’Andriamanitra hamonjy antsika zanak’olombelona ary fetin’ny ankizy ihany koa , ka izay no nanolorana anaereo ireny fanomezana ireny , koa mahaiza mifaly rankizy !

cua-noely1

cua-noely4

cua-noely5

Mankalaza ny fetin’ny krismasy sy mamalifaly ireo ankizy manerana ny boriborintany 6 ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana , nisy ny fanomezana biscuit . bonbon ary patte ho azy ireo teo amin’ny lapan’ny tanana Analakely

cua-noely4-arp-h

cua-noely2-arp-h

cua-noely1-arp-h

cua-noely3-arp-h

Yvon Rakotomalala 

cua-noely8

cua-noely9

Yvon Rakotomalala‎, Arp Helisoa

 Miasa miaraka @ ireto Delegé 6 any @ Boriboritany

cua-noely6

cua-noely7

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s