Alasora 22/12/2016. Sahirana 2 000 nomena fanomezana.

alasora5

 

Kaominina Alasora Olona sahirana 2.000 notolorana fanomezana

23/12/2016

Kaominina iray anisan’ny mijery akaiky ny maha olona ny kaominina Alasora tantanan’ny Ben’ny tanàna Marc Ramiarinjatovo.

Tsy nanadino ireo olona sahirana sy  niangaran’ny vintana ao amin’ny faritra iadidiany  ny Ben’ny tanàna sy ny ekipany  amin’izao ankatoky ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao. Olona  sahirana sy zokiolona  manodidina ny 2.000 isa omaly no notoloran’izy ireo fanomezana, lanonana notanterahina tao amin’ny kianja maitso.  Fotsimbary,  menaka niampy kilalao ho ana ankizilahy kely sy ankizivavy kely miisa 600 no natolony tamin’izany entina hamalifaliana ny  rehetra noho ny fahatongavan’ny fety.

Vokatry ny fiaraha-miasan’ny kaominina tamin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy maro isan-tsokajiny no angady nananana sy vy nahitana izany hahafahan’ny mponin’Alasora rehetra miara-mankalaza ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona sambatra. Hetsika efa fanaon’ny kaominina  isan-taona moa ny tahaka izao. Tsy latsa-danja amin’izany ny fetin’ny 26 jona izay hanoloran’izy ireo  fanomezana manokana ho an’ireo sahirana ihany koa noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Asaramanitra. Vonona hiatrika ny fety ny kaominina. Efa mipetrapetraka avokoa ny lamina rehetra, indrindra fa ny fitandroana ny fandriampahalemana.

Pati. TiaTanindrazana.

Alasora. Sary, motmalgache.org

Alasora. Sary, motmalgache.org

Ph. Mcm 2014.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s