Gastro Pizza-Analakely. 22/12/2016. Orinasa malagasy, ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana no nitokana.

gastro-pizza3

Arp Helisoa. 22/12/2016.

 Notokanana io hariva io ny GASTRO PIZZA vaovao eo Analakely. tonga nitokana izany teny an-toerana ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana niaraka tamin’ireo olo-manakaja maro
Nirary soa ny tompon’ny orin’asa Malagasy GASTRO PIZZA Chef Mbinina i Neny tamin’ny dingana lehibe vitany
gastro-pizza2
gastro-pizza5
gastro-pizza4
gastro-pizza9
gastro-pizza7

Notokanana omaly Alakamisy 22 Desambra hariva ny trano vaovaon’ny La Gastronomie Pizza eo Analakely antsoina hoe « PIETRA ».

Ny rihana ambany sy ny « mezzanine » amin’izany fotodrafitrasa izany natao handraisana ireo mpanjifa ny La Gastronomie Pizza hahitana ireo vokatra efa nahazatra sy vokatra vaovao be : Pizza géant Very Big Love, Glace Pok Pok, zava-pisotro « smoothies », granités. Ny rihana voalohany, faharoa sy fahatelo dia hahitana efitra fandraisam-bahiny miisa 15 na « hôtel 3 étoiles ». Izany hôtel izany dia hisy ny service rehetra mifanaraka amin’ny fenitra takian’ny kintana 3 : efi-trano manara-penitra, canal sat, coin bureau et coin salon, cuisine équipée, salle d’eau et toilettes privatives, wifi zone, salle de fitness, hammam, espace massage sns sns. Ny rihana faha efatra dia hahitana « Salon Lounge VIP » mahazaka olona 50 eo ho eo, salle de séminaire afaka mandray irony fivoriana arak’asa irony ary ny rihana ambony indrindra dia hahitana ny :  » Restaurant VIP Pietra » na ny trano fisakafoanana tena mihaja afaka isakafoanan’ny mpanjifa manodidina eo amin’ny 40 eo. « Cuisine universelle » no karakaraina ao ary ny ao anatiny sy ny ivelany (terrasse) dia hahitana tsara ny lalana « Avenue d’Analakely » sy ny manodidina.

Raha afaka herinandro vitsivitsy no hanomboka ireo « activités » maromaro voatanisa eo ambony ireo, ny La Gastronomie Pizza Pietra Analakely kosa dia efa vonona ary misokatra ho an’ny mpanjifany rehetra manomboka androany Zoma 23 Desambra ka ho fisantarana izany, ireo mpanjifa rehetra izay mividy vokatra 10 000 Ar no ho mihoatra dia mahazo Coca 35 cl maimaim-poana daholo.
Miarahaba ny mpanjifa rehetra nahazo trano sy toerana vaovao, misaotra ireo rehetra nasaina ihany koa tonga nanome voninahitra ny fitokanana izany trano vaovao Pietra Analakely izany.
Ny La Gastronomie Pizza sy ny ekipany iray manontolo dia mirary fety sambatra ho an’ny mpanjifa rehetra.


« JOYEUX NOËL 2016 ET HEUREUSE ANNÉE 2017 »
Pizza de qualité, Pizza de quantité, Pizza ho an’ny daholobe.

gastro-pizza-analakely10

.

gastro-pizza-analakely3

gastro-pizza-analakely7

gastro-pizza-analakely9

gastro-pizza-analakely2

 

Sary,  La Gastronomie Pizza 

La Gastronomie Pizza : Nouveau fastfood VIP et hôtel Petra 3 étoiles à Analakely

Le succès se poursuit pour l’opérateur malgache Randrianaivo Ambinintsoa, PDG du Groupe de la Gastronomie Pizza, plus connu sous son pseudo Chef Mbinina. Après ses 28 points de vente à travers la Grande-île, ce Groupe ouvre ce jour un nouvel établissement inauguré hier soir. « Ce bâtiment abrite l’hôtel Petra, le premier à Madagascar, mais qui sera implanté dans diverses localités du pays, dans le nord et dans le sud, dans les années à venir. Il y a également le restaurant VIP qui proposera les spécialités européennes. Ensuite, la salle de réunion ou de séminaire, la mezzanine qui peut contenir jusqu’à 200 personnes et où on proposera pour la première fois la pizza géante Big love, la fameuse soupe Tamatave, des glaces, etc. Nous sommes convaincus que le tourisme est un secteur prometteur et favorable aux investissements à Madagascar », a déclaré Chef Mbinina dans son discours, lors de l’inauguration d’hier.

Mobilisation. Présente lors de la cérémonie, le maire d’Antananarivo, Lalao Ravalomanana a affirmé que l’ouverture d’un tel établissement a des impacts positifs sur l’économie de la Capitale, si l’on ne cite que la création d’emploi et la mobilisation des activités économiques, surtout que la Gastronomie Pizza est connue pour la qualité. En effet, ce Groupe emploie déjà plus de 800 agents directs et près de 10 000 emplois indirects générés surtout par la consommation de matières premières. D’après le Chef Mbinina, d’autres projets du Groupe sont déjà en vue, notamment la construction d’un central d’achat qui lui permettra de creuser l’écart de niveau avec ses concurrents, des hôtels Petra, et une espace de réception de mariage et de fêtes. Bref, l’aventure se poursuit pour l’homme d’affaire à succès.

Antsa R. Redaction Midi Madagasikara

 

vita-malagasy%20min

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Gastro Pizza-Analakely. 22/12/2016. Orinasa malagasy, ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana no nitokana.

  1. Mamitiana Michel (Andoharanofotsy ANTANANARIVO ) dit :

    miarahaba eh , hafatra hoan’ny Chef Mbinina ,aza manao politika ianao ,fa taoavy izay hampandroso ny orin’asanao dia mety ny fiainanao fa raha tsy izany dia ratsy fiafar ianao satria ianao dia malagasy ,ary Malagsay mpiray tanindrazana aminao ihany no hamingana sy hanimpy oditr’akondro anao. mazotoa ,dia mirary fahombiazana sy mirary soa.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s