CUA-Antananarivo, 28/12/2016. Ravalomanana – Lapan’ny Tanana-Jery todika 2016.

cua_hotel-de-ville_01-660x318

.

CUA serasera. 28/12/2016.

Jery todika ny taona 2016

Nisy ny tatitra nataon’ireo mpanolontsain’ny tanàna izay notarihin’ny filohany Andriamatoa Andriambahoaka Faustin tamin’ny Ben’ny tanàna narahina dinika sy tafatafa mahakasika ny fampandrosoana ary ny asa miandry amin’ny taona 2017

ravalo-cua2

ravalo-cua3

ravalo-cua1

CUA serasera

Jery todika ny taona 2016

Ny tomban’ezaka vitan’ny Kaominina Antananario-Renivohitra tamin’iy taona 2016 ity, sy ny paik’ady hiatrehana ny fampandrosoana amin’ny taona 2017 : nifantoka tamin’izany ny fivoriana notarihan-Dramatoa Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana androany maraina. Nanatrika izany ny mpanolotsaina , sy ny tale rehetra.


Nojerena tamin’ny an-tsipiriany ny asa vita, ny tsy nety ary ny ilàna fanatsaràna. Nofaritana koa fa tsy maintsy apetraka ny fahatokiana eo amin’ny mpiara-miasa rehetra ay koa eoamin’ny mpitondra sy ny vahoaka. Lalana iray amin’izany ny fahaiza-mitantana , ny ady amin’ny kolikoly. Hajaina koa rafitra an-tanan-tohatra ka omena lanja ny firaisan-kina. Hisy ny fanofanana ny mpiasa rehetra, ary kendrena hatrany sy ho tohizana ny fampidiran-ketran’n kaominina. Hatevenina koa ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina mba ahazoana vokatra tsaratsara kokoa amin’ny famaliana ny tinadin’ny mponina.


Etsy an-danin’izany , mitohy ny fivorian’ny mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo, mandinika ny teti-bola 2017 . Miditra amin’ny asam-baomiera izy ireo tamin’izao andro faharoa izao. Tsiahivina fa mahatratra 47, 5 miliara ariary ny teti-bolan’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra. Tsiahivina fa hatramin’izao dia tsy mbola naloan’ny fanjakana ny subvention tokony ho an’ny Kominina Antananarivo-Renivohitra koa nihanona tamin’izay teoam-pelatanany ny tompon’andraikitra nampandehanana ny raharaha.

ravalo-cua12

ravalo-cua10

ravalo-cua11

ravalo-cua7

ravalo-cua6

ravalo-cua5

ravalo-cua8

.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s