Commune Ivato-Tanàna, 4/01/2017. Ireo zokiolona sy ny sahirana, fanasan’ny Ben’ny tanana. Fanamboaran-dalana.

 

cu-ivato3

Commune Ivato Tanàna

 Nifampizara ny masaka sy ny nofon-kena mitam-pihavanana tamin’ireo mponina 2 500, nahitana ireo zokiolona sy ny sahirana ara-pivelomana teto Ivato, ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa androany. Nisy ny famonoan’omby niaraha-nifaly amin’izao asaramanitry ny taom-baovao 2017 izao. Nisaotra sy nankasitraka ity fanasan’ny ben’ny tanana ity,ny olona rehetra!
.
commune-ivato1
commune-ivato2
 –

Mitohy ny asa.

Nandritra ny fitsidihan’ny Ben’ny Tanàna Penjy Randrianarisoa ny faritra fahaenina eto Ivato (K6) no nangatahan’ny mponina ny hanaovana ho « béton » ny lalana ao amin’izy ireo. Namaly avy hatrany ny Ben’ny Tanàna fa anio Alarobia 4 Janoary 2017 no hanomboka ny asa ka 10 andro eo ho eo dia ho vita « béton » toy ny any amin’ny faritra hafa ny ao amin’ny K6. Tsy matahotra orana rahateo ny fotodrafitrasa vita « béton ».

commune-ivato5 commune-ivato6

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Commune Ivato-Tanàna, 4/01/2017. Ireo zokiolona sy ny sahirana, fanasan’ny Ben’ny tanana. Fanamboaran-dalana.

  1. rafali dit :

    voilà un homme qui travaille
    un exemple à suivre
    Le grand « repas  » de Iavoloha ne devrait pas exister vue la pauvreté des Malagasy
    Un simple fiarahabana devrait suffire largement

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s