CUA-Antananarivo 4/01/2017. Niarahaba ny Ben’ny Tanana ireo mpiasa ny Renivohitra.

CUA. 4/01/2017.

cua-4-janvier6

FIHARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA CUA

Niarahaba ny Ben’ny Tanànan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana noho ny fahatratrarana ny taona vaovao 2017 ny Filan-kevitra Monisipaly sy ny ao amin’ny Kabinetran’ny Ben’ny Tanana .Nirary fahobiazana ho azy sy ny ankohonany ary koa fahasalamana izy ireo . Nisy ny fanolorana Fahatsiarovana ho an’ny Ben’ny Tanana nandritra izany .


Nanambara ny Filohan’ny Filan-kevitra Monisipaly Andriambahoaka Faustin fa na teo aza ny olana izay nianjady tamin’ny Kaominina nandritra ny taona 2016 dia betsaka kosa ny azo lazaina teo amin’ny fahomboazana satria lasa nitombo hery isika vokatry ny fiaraha-miasa miaraka amin’ny AVCOI ka ao anatin’izany indrindra ny nifidihanana manokana ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana ho Filohan’ ny Fikambanambe izany ;Betsaka koa ireo firenena avy any ivelany nifanaraka fa hiara-hiasa.


Nankasitraka sy naneho hafaliana ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana izay nanambara fa miombompo sy saina isika rehetra, manome fankasitrahana an’Andriamanitra ,mahatsiaro tsy irery aho hoy izy ary henin-kanja henimboninahitra .
Nilaza ihany koa izy fa ity taona vaovao ity dia taonan’ ny asa ary hidina matetika eny anivon’ny Boriboritany enina ny tenany hijery akaiky ny zava-misy izay manahirana ny vahoaka ,indrindra ny tsena sy ny eny amin’ny faritra iva.

Mila miasa miaraka isika hoy ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana fa tsy misy mahavita tena irery amin’ny fanarenana .Nohamafisiny fa ilaina ny ny fiarahamiasa amin’ny Syndicat ,Filan-kevitra Monisipaly ,Solombavambahoaka sy ireo mpiara miasa rehetra mba hiteraka vokatra . Rehefa misy ny olana dia tsy maintsy misy ny vahaolana hoy ihany izy nanohy ny teniny.

cua-4-janvier3

cua-4-janvier5

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s