Iavoloha 06/01/2017.Sary mihetsika kely.

Tongasoa ety aminay !

Tonga ny vola fanampiana ! ! !

Kabary.

INONA TOKOA NO VONTOATIN’NY KABARY …
… NATAON’NY FILOHA RAJAO ?

Fombantsika ny « mitsikera amin’ny alàlan’ny antontan’isa ».

Tsy nisy mihintsy resaka KOLIKOLY, DAHALO, RANO, FAMBOLENA, FIOMPIANA, FAHALEMANA, SOSIALY, KERE, FIANDRIANANA, …

Indray mandeha notenenina ny FAHANTRANA, ANKIZY, ATSIMO, FIZAHANTANY, HASINA, …

Ireto amin’ny sary ireto ny teny naverimberin’ny Filoha Rajao im-betsaka indrindra.

rajao-kabary

Jean-Luce Randriamihoatra #Taombaovao2017 #Fisandratana

INONA TOKOA NO VONTOATIN’NY KABARY …
… NATAON’NY PRAIMINISTRA ?

Fombantsika ny « mitsikera amin’ny alàlan’ny antontan’isa ».

Raha tsy niteny FAMBOLENA, FAHALEMANA, SOSIALY, … ny Filoha tamin’ny kabariny, dia mba nanipy teny mikasika ireo kosa ny Praiministra.

F’ireto no tsy nasiany resaka mihintsy :
FIOMPIANA, KERE, FIANDRIANANA, ANKIZY, FIZAHANTANY, …

Indray mandeha notenenina ny FAHANTRANA, …

Ireto amin’ny sary ireto ny teny naverimberin’ny Praiministra Mahafaly Olivier im-betsaka indrindra.

Ny « Andriamatoa Filoha » no im-pito ambin’ny folo !

.

olivier-iavoloha

Tongasoa.

iavoloha-a1-ph-p-arfin

iavoloha-18

Arahaba, mandroaso o !

les-amazones5

les-amazones8

!!!

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s