CUA-Antananarivo. Boriborintany (6e). Fanadiovana hopitaly Ambohidroa-Ambohimanarina.

FANADIOVANA NY HOPITALY CSB II Ambohidroa Ambohimanarina notarihin’ny Depiote Marie Horace Rasoanoromalala
Taona 2017, tanjona vaovao no apetrakin’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao RAVALOMANANA, dia Antananarivo sy ny Boriborintany Enina (6) ho filamatra sy ho modely amin’ny FAHADIOVANA.
Tsy miandry andraso ny Depiote HORACE voafidy teto Ambohimanarina sy ny Association FIRAISANKINAN’AMBOHIMANARINA, ny fokonolona ifotony eto Ambohidroa, Andranomena, Avaratetezana, ny Chef Fokontany ireo Secretaire sy Tresoriers ao anati’ny 31FKT dia nanohana tanteraka izany ASA FANADIOVANA TANANA SY FANATSARANA NY TOERAM-PONENANA


Koa ny HOPITALY AMBOHIDROA no nanombohana ny HETSIKA FANADIOVANA LEHIBE androany SABOTSY 14 JANOARY 2017 ka nanoloran-dRtoa Depiote HORACE fitaovana fanadiovana toy ny kifafa, la pelle, antsibe, sobika, sns hapetraka ho fitaovana ho an’ny Hopitaly aorian’ny fanadiovana izay mbola hitohy ny Alakamisy 20 Janoary satria mbola makadiry ny asa izay tsy nisy mpanadio efa antaona maro.
Nandray sy nisaotra ny Depiote HORACE ny Medecin Chef Atoa NJATO (CSBII Ambohidroa) ary ny Major Dr Sage Femme Lova.

cua-ambohimanarina1

cua-ambohimanarina4

cua-ambohimanarina3

cua-ambohimanarina6

cua-ambohimanarina8

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s