Toy ny boriborintany rehetra eto Antananarivo Renivohitra dia nanao fanadiovana faobe ihany koa ny tao ami boriborintany faha 2, ka teny Ambohimpo . Ambanidia mihazo an’i Manakambahiny no nanatanterahana ny asa fanadiovana tamin’izany. Manentana ny mponina ny ao ami Cua mba hitandro mandrakariva ny fahadiovana mba ho endriky ny tanana
Publicités