Ritra ny ranon’Ikopa. Alaotra, Mantasoa, sns…

 

RITRA … RITRA IKOPA, FIHARIANA ENY AN-TOERANA

Ankizy handeha hanasa lamba.
Tovolahy mitsimpona izay azo amidy.
Vehivavy sahirana manasa lamba.
Mpanjono, mpanihaka, mpanarato.
Mpampiampita amin’ny lakana sy mpaka fasika.

Ary aza tezitra re, ry Namana isany any amin’ny Faritra, raha « hankalazaina » be toy izao ny faharitran’Ikopa …
… mahafantatra izahay fa sahirana lavitra noho ny eto an-dRenivohitra ianareo, saingy tsy tonganay ny any aminareo.

Samia tahian’Ilay Nahary isika mianakavy.

ikopa-j-l-randriamihoatra1 ikopa-j-l-randriamihoatra2

ikopa-j-l-randriamihoatra3

ikopa-j-l-randriamihoatra6

‎-

Rowan Fitia 12/01/2017/

Ritra tokoa ny ranon Ikopa, tsy mbola nisy tahaka ity fa mila mieritreritra ny tsirairay, fa ny trondro aloha ho hanina ihany na izany aza!

ikopa-rowan-fitia%e2%80%8e4

ikopa-rowan-fitia%e2%80%8e2

ikopa-rowan-fitia%e2%80%8e1

Ikopa Rowan Fitia‎

Vonjeo ny Tantsaha tsy afaka manetsa noho ny maintany.

Na ny dobo aza ritra !

ikopa-j-luce-r-dobo-ritra. Vonjeo ny Tantsaha tsy afaka manetsa noho ny maintany. Na ny dobo aza ritra !

 RITRA … RITRA IKOPA. TSY VOAJERY HATRAMIN’NY HO SAKAFO

Tena mampahonena ny mihaino ny fitarainan’ireo Tantsaha Mpamboly eny Ambohitrimanjaka sy Ambohidrapeto …

Maina ny tanimbary …
… ho KERE, hoy izy ireo, atsy ho atsy.

Namana any Ambatondrazaka no nilaza taminay koa ny fahoriana mianjady amin’ireo Mpamboly any amin’iny sompitra iray eto amin’ny Firenentsika iny …
… tsy milatsaka ny orana, maina ny tanimbary.

Mba iza amin’ireo « mpamosavy malemy » akaiky ny Filoha Rajao ireo re no efa miketrika bizina hanafaram-bary re ?

FOLO MILARA DOLARA TOKOA MOA !

ikopa-ritra-jlr1

ikopa-ritra-jlr2

ikopa-ritra-jlr3

ikopa-ritra-jlr4

ikopa-ritra-jlr5

ikopa-j-l-randriamihoatra7

Amin’iazo ora izao dia toy izao NY rano ety amin’ny barrage tanjombato. Ritra tanteraka NY rano, à Tanjombato, Antananarivo, Madagascar.

ikopa-tanjombato1

ikopa-tanjombato3

ikopa-tanjombato2

Raharimanana Patrick . 10 janvier, 17:56 ·

Alaotra Mangoro : Tena maina tanteraka

Raha ny teto Ambatondrazaka tampon-tanàna dia ny andron’ny taombaovao 1 janoary no mba nisy orana saingy kely.

Ankehitriny dia tena maina tanteraka ny andro, ritra daholo ny barazy. Tsy voaketsa ny ankamaroan’ny tanimbary, ny vita ketsa indray lasa mahamay be ny rano.

Ahiana ny voka-bary amin’ity taona ity.

(Sary Sobika)

mangoro-p-raharimanana1

mangoro-p-raharimanana3

mantasoa-mivoatra4

Mantasoa Mivoatra. 13/01/2017.

En quelques jours …..

 

mantasoa-mivoatra-sos-mantasoa1

mantasoa-mivoatra-sos-mantasoa2

mantasoa-mivoatra-sos-mantasoa 12 Janvier

 –

F’IZAO KOSA E !

Mety ho misy fahamarinany ny andraikitry ny Vahoaka amin’ny fahapotehan’ny Tontolo Iainana eto amintsika …
… noho ny fahantràna sy fahabadoana.

… Fa inona tokoa moa no nataon’ny Mpitondra mba tsy hisian’ny fanapotehana ALA, mba hiahiana ny ZAVA-MANAN’AINA, mba tsy handoroana TANETY, mba tsy handavadavahana ny TANY, mba hamehezana ny RANO, mba hanesorana ny FAKO, mba hampandehanana ny TATATRA, … ?

Nisy ve ny FAMPIANARANA, FAMAIZANA, FISOROHANA ?

Aminay, natao hitadiavana VOLA fotsiny ihany …
… fa tsy noraisin’ny Fitondrana ho ADIDY !

 

ikopa-adidy

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Ritra ny ranon’Ikopa. Alaotra, Mantasoa, sns…

  1. Rakotondravelo T.M.M dit :

    AUTOROUTE : Tana – Tamatave
    Voalohany :
    Inona no antony hanamboarana autoroute Tana -Tamatave? nefa ny lalana vita t@ 1980 mbola tsy misy fahasimbana ?

    Maninona ny lalana Moramanga -Ambatondrazaka tsy misy manamboatra efa ho 40taona?
    Maninona ny lalana Tsiroanomandidy – Maintirano tsy misy manambotra satria lalan efa t@ 1ere repoblika no mbola ao?

    Valiny : Tsy ny lalana Tana- tamatave no mahamaika ny Sinoa fa ny hangalatra sy haka ny harena ambon’ny tany (hazo sarobidy) sy ny harena an-kibon’ny tany rehetra ao @ ala Atsinanana ( volamena,Vatosoa ,Fasi-mainty ,Nickel ,Cobalt,sns..) ,ary haka ny tany rehtra manodidina an’iny auotoroute iny ,

    Fehiny : fivarotana tanindrazana no ataon’ny Mpitondra

    Faharoa : Maninona ny rano ao Ikopa no ritra ?
    Betsaka ny hain-tany nisy teto Madagasikara fa tsy mbola nisy ohatr’ity ! izay hoa ritra ny rano ao Ikopa !!

    Valiny : nisy ny fivarotana tany nataon’ny Sinoa any @ iny faritra Atsinanan’Antananarivo iny , ny fivarotana tany ataon’ny Sinoa dia hanaovany foto-drafitrasa toy ny fitrandrahana haeran ankibon’ny tany , ary Pisciculture , ..ny diakan’izay dia nanao fanamboarana goavana ny Sinoa mba hahafahany mitady rano hanondrahana an’io Pisciculture io ,ka nahita vahaolana izy @ familiana ny rano izay TOKONY mandeha ao Ikopa hoa any @ Pisciculture goavana hataony any @ iny ilay ATSINANA’ANTANANARIVO INY ,
    Mitovy tsy misy valaka amin’io ilay ADY TANY t rano (Lac ) ao Mandriambero Ambohidratrimo izay namidin’i ny Ben’ny Tanana Ambohidratrimo (Clovis Arthur )oan’ny Sinoa ka tsy azony mpanjono madinika hanjonoana sy hanaovana harato intsony …..

    Mampalahelo

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s