Ivato 15/01/2017.Fisema (fikambanan’ny Sud Est) sy ny tananan’Ivato.

Commune Ivato Tanàna

Fifampiarahabana noho ny fahatrarana ny taona 2017 ary fiarahana mikorana, narahan’ny fitsofan-drano no notanterahan’ny fikambanan’ny Sud-Est Mandroso na ny FISEMA, androany Alahady 15 Janoary 2017. Nanotrona izany ny ben’ny tananan’Ivato Randrianarisoa Hasiniaina Landry (Penjy). Ankoatra ny fiarahana nisakafo dia nisy koa ny fizarana ny nofon-kena mitam-pihavanana. Fikambanana tsy manao politika fa mitandro ny kolontsaina Malagasy ary mandala ny soatoavina sy misahana ny sôsialy, ny FISEMA izay niorina ny 22 marsa 2015. Atoa Monja Juvence no filoha mitarika ny Fikambanana.

ivato-sud-est1

ivato-sud-est2

ivato-sud-est3

ivato-sud-est5

ivato-sud-est4

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s