Miverina ny Pesta.Olona fito no maty (Ambohimahasoa).

« Mbola mitaintany noho ilay horohorontany, ny reny rano sy dobo ritra. Tsena may sy doro trano-tanana isan-karazany, eo koa ny dahalo mandripaka, mitohy ny fitsarambahoaka sy ny kolikoly , indrindra ny fivarotana ny Tanindrazana (harena voa janahary sy Tany). Ao anaty aizina tokoa (Jiro, rano tsy misy) ny Malagasy. Tsy afaka ny Keré sy ny abadoana (tsy mianatra ny  ankizy fa tsy misy vola ny ray aman-dreny). Ny fahantrana tsy hay ho tantaraina intsony. Mitohy ny loza fa miverina indray ity ny Pesta, noho ny loto, tsy fahampian-tsakafo, fahantrana, sns… Mba misaina ve ireo mpitonra ? » MCM.

Pesta : Nahafaty olona fito tao Ambohimahasoa

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article a été publié dans Non classé. Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s