Sinoa nampian’ny Fanjakana… lasan’ireo daholo ny tanimbary… Tsy mandainga ny sary. Raharimanana P.

(La Rocade). « Lalana zara fa vita (4km8), no mba eboeboana, ny ampahany aza nakatona fa eo ampanamboarana hono. Dia lasan’ireo mpanamboatra (sinoa) daholo ny tany !!! Fivarotana Tanindrazana eo imason’Iarivo ny anareo ry mpitondra. Tsy vita akory ny raharaha karana (Ankorondrano manontalo no nomenareo ireto Karana-frantsay-gasy) dia tonga indray ity ny tany namidy tamin’ny sinoa. Ho avy koa ny silamo ato ato (Turka) !!! Mba misaina ve ianareo ireo ? » MCM. 

Raharimanana Patrick. 15/01.2017.

Lalana Rocade: Mitebiteby ny olona, mitohy ny fanotofana tany

Raha nitsahatra ny asa tamin’ny resaka francophonie, dia niverina indray ny tebitebin’ny mponina ka mandeha ny resaka eny an-toerana fa mety ho lasan’ny Sinoa ireo tany manodidina ny lalana Rocade eny amin’ny faritra Andohatepenaka sy ny manodidina.

Mailo tanteraka ny mponina eny, efa misy siosion-dresaka fa dia ho vidian’ireo sinoa amin’ny vidiny 3000 Ariary ny metatra tora-droa ny tany eny, misy kosa ny milaza fa efa voafandrika daholo ny sisin’ny Rocade, satria dia naroson’ny Sinoa ireo Saina mena kely namaritra ny lalana francophonie. Misy ihany koa ny milaza fa ananganana centre commercial.

Mitohy hatrany ny fanotofana ireo tanimbary amin’izao, nefa tsy misy filazana mazava avy amin’ny tompon’andraikim-panjakana.

www.sobikamada.com

sinoa-mangalatra-raharimanana-p2

sinoa-mangalatra-raharimanana-p4

sinoa-mangalatra-raharimanana-p3

sinoa-mangalatra-raharimanana-p5

sinoa-mangalatra-raharimanana-p1

sinoa-mangalatra-raharimanana-p9

sinoa-mangalatra-raharimanana-p10

sinoa-mangalatra-raharimanana-p13

sinoa-mangalatra-raharimanana-p12

sinoa-mangalatra-raharimanana-p14

sinoa-mangalatra-raharimanana-p15

sinoa-mangalatra-raharimanana-p14

sinoa-mangalatra-raharimanana-p16

sinoa-mangalatra-raharimanana-p18

sinoa-mangalatra-raharimanana-p20

Tsy rariny e.

Inauguration de la Rocade

 

franco-lalana7

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s