CUA-Antananarivo.Boriborintany faha dimy, Analamahitsy Andranobevava.

.

Isika Namana Cua Serasera 16 janvier·

Fanalàna bozaka sy lobobolo teny Analamahitsy

Nanapaka ireo bozaka sy lobolobo rehetra manamorona ny arabe ny ekipa teknika avy ao amin’ny Boriboritany fahadimy ny faha 16 Janoary 2017.Niainga teo Analamahitsy ka hatrany Andranobevava ny asam-panadiovana.


Nararaotina nodiovina nandritra izany ihany koa ireo tatatra sy lakandrano rehetra. Nisy koa ny fanalàna ireo mpanasa lamba manamorona ny ranon’ny Masay.
Fanombohana ihany izao hetsika izao fa hitohy amin’ireo faritra rehetra iadidin’ny Boriboritany fahadimy. Miantso ny fiaraha-mientan’ny rehetra ny tompon’andraikitra ao amin’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo amin’ny fanadiovana ny tanàna satria izay tsy mandoto dia efa manadio.

cua-analamahitsy1

cua-analamahitsy2

cua-analamahitsy3

cua-analamahitsy4

cua-analamahitsy6

cua-analamahitsy8

cua-analamahitsy5

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s