CUA-Antananarivo.Fanadiovana ny Tanana, Mandroseza, Avaradoha Besarety.

Tana maika

Arp Helisoa 20/01/2017.

Mitohy ny fanadiovana faobe atao eny amin’ny boriborintany faha 2 mihazo an’i Mandroseza

mandroseza-cua1

mandroseza-cua2

mandroseza-cua3

mandroseza-cua5

mandroseza-cua4

Isika Namana Cua Serasera 19/01/2017.

FANADIOVANA : AVARADOHA-BESARETY

Ho fitandroana ny fahadiovana ary hiarovana ny fiakaran’ny rano eny amin’ny faritra iva mandritra ny fotoam-pahavaratra dia nanatontosa fanadiovana lehibe ny teo anivon’ny boriboritany fahatelo anio. Izany dia natomboka teny Avaradoha ary nifarana teny Besarety. Natao tamin’izany ny fanesorana ireo fako rehetra izay manentsina ny lakandrano, teo ihany koa ny fanesorana ireo mpivarotra izay tsy manara-dalàna mipetraka eny amin’ny lalan’ny mpandeha tongotra na « trottoire ».

Mpiasa miisa efatra amby efapolo(44) , mianadahy miambavy avy eto amin’ny Kaominina no nifandrimbona nanao ny asa nandritra ny tapak’andro. Araka ny hita mantsy dia tsentsin’ny loto avokoa ireo lakan-drano eny amin’iny faritra Avaradoha izay mihazo an’ny Besarety ka mahatonga an’iny toerana iny feno rano rehefa avy ny orana. Nandritra ny fidinana dia tsy nitsahatra nanentana ireo mponina ny Lefitry ny Lehiben’ny boriboritany fahatelo miaraka amin’ny tompon’andraikitra eny an-toerana mba hitandro hatrany ny fahadiovana sy hanary ireo fako eny amin’ny daba-pako.


Nambarany koa fa tsy hijanona hatreo izao hetsika izao fa mbola hisy ny manaraka, eny amin’ny faritra Mahavoky sy Andravoahangy mba hisorohana ny fitohananny rano.

avaradoha-besarety1

avaradoha-besarety4

avaradoha-besarety2

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s