Topimaso ny lasa. Ora sy marik’andro.

cropped-mcm-tsiafajavona.jpg

.

Topimaso: Hiran’ny Tarika FANGIA KALO GASY. Tonony sy feo: Ny R. FIDIMANANTSOA.

Faly aho fa Malagasy, Gasikara tiako. 

·

ora sy marik’andro 

00 h00: Misasakalina
01h30 : MITRENA OMBILAHY
02h00 : MANENO SAHONA
02 h30: Goaika goaika
03 h00: maneno akoho
03h30 : MANENO FITATRA
04h00 : MAZAVA RATSY
04 h30: mifoha olo-mazoto
05h00 : MIFOHA OLONA
05h30 : MIPOAKA ANDRON-DOLO
06h00 : MIRAN’ANDRO
07h00 : VAKY MASOANDRO
08h00 : MISANDRATR’ANDRO
09h00 : MIVOAKA OMBY
09h30 : MIVOAKA OMBY TERA-BAO
10h00 : ANTOANDRO BE NANAHARY
11h00 : AMBOLOMBODITRANO NY ANDRO
12h00 : MITATAO VOVONANA
13h00 : MIHILANA NY ANDRO
14h00 : TAFALATSAKA NY ANDRO
14h30 : AM-PAMATORAN-JANAK’OMBY NY ANDRO
15h00 : AM-PITOTOAM-BARY NY ANDRO
15h30 : AM-BAVA-FISOKO NY ANDRO
16h00 : TAFAPAKA NY ANDRO
16 h30: mody omby tera-Bao
17 h00: mody omby
17h30 : MENA MASOANDRO
18h00 : MATY MASOANDRO
18h30 : MAIZIM-BAVA VILANY TSY AHITA-MITSINJO TSY AHITANTSORATR’OMBY
19h00 : MANOKOM-BARY OLONA
20h00 : HOMAM-BARY OLONA
21 h00: Tapi-mandry olona
22h00 : MIVOAKA MPAMOSAVY
23h00 : MAMATONA ALINA

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s