Ambohidratrimo. Rova sy ny manodidina. Aiza ny taranaka, mponina, fanjakana? Lasan’ireo vahiny ny tany.

Jean-Luce Randriamihoatra 23/01/2017.

SAMY MAMINANY NY HOAVIN’NY 2017

Nitsidika ny Rovan’Ambohidratrimo izahay io maraina io, ary dia hita tokoa fa tsisy mpikarakara nanomboka ny faha-26 aogositra 2015 nandoroan’ny tsy mataho-tody azy …
… Ny manodidina no « karakarain’ny Vahiny ».

Ota fady hoe no jinjaintsika ankehitriny ?
Inona koa ilay hoe « ota fady ny pétanque » ?

Fa ny faminanian’i MAILHOL (tao amin’ny TV i-BC halina) koa no tena mahatsikaiky …
… Aiza ka hisy ny lozam-piaramanidina, ny havandra hilatsaka ary hilanja hatramin’ny 40 kilao ny iray … eto Madagasikara.

Fa maninona re no maniry loza ?

Tsy misy mpikarakara ny lovan-drazana.

ambohidratrimo-a1

ambohidratrimo-a2

.

Lasan’ny Sinoa sy karana ny Tany.

ambohidratrimo-a3

ambohidratrimo-a4

ambohidratrimo-a5

Jean-Luce Randriamihoatra22 janvier, 

ARAHO MASO NY TANY OMENA VAHINY

Raha ny tarehimarika hita dia mahatratra 3 tapitrisa hektara mahery ny velaran-tany « lasan’ny Vahiny » eto Madagasikara.

Ankehitriny dia ventesina amin’ny haino aman-jery ny ADY AMIN’NY DORO TANETY …
… Sao mba ny ADY AMIN’NY FAMAROTANA (FAMPANOFANA) TANY amin’ny Vahiny aza no tokony ho ventesina bebe kokoa ?

Izay mandoro tanety, mandoro Tanindrazana …
… Izay manome tany an’ny Vahiny, mamadika Tanindrazana !

tany-omena-vahiny

Jean-Luce Randriamihoatra

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s