CUA-Antananarivo 24/01/2017. Lalao Ravalomanana, Andravoahangy sy Behoririka.

CUA - Antananarivo.
.
Isika Namana Cua Serasera. 24/01/2017.

Hiara-miasa akaiky amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ireo manao asa momba ny tsena etsy Andravoahangy sy Behoririka ,ahitana ny mpivarotra ara-dalána, ny olan’ny mpivarotra amoron-dalana sy ny sefo fokontany. Hisy ny fifampiresahana amin’izy ireo ka hifampidinika etsy amin’ny Lapan’ny Tanána Analakely ny roa tonta. Izany dia vokatry ny fidinana ifotony notanterahan’ny Ben’ny Tanána Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy androany Talata 24 Janoary ny tontolo andro maraina.

Mangataka ihany koa ireo mpivarotra amoron-dalana hanohy ny asa fivelomany ary nanome toky izy ireo fa hanaraka izay fandaminana apetraky ny Kaominina. Araka izany dia hisy ny toerana 2 voatokana asiana azy ireo dia ny miditra eo amin’ny mpivarotra Eponge, akaikin’ny EPP Behoririka sy ny eo amin’ny Easy Park mihazo ny tohatoha-bato mankany Ankadifotsy. Misokatra amin’ny 6 ora maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva ireo tsena 2 ireo. Esorina avokoa ireo fivarotana tsy manara-dalána. Nanapa-kevitra ny Ben’ny tanána fa hohatsaraina ny ‘’Préscolaire’’ ao amin’ny CSB II Andravoahangy amin’ny fanamboarana ny toerana sy ny fitaovana ampiasaina.

Marihana fa ankizy 26 zanaky ny mpivarotra sahirana no beazina ao.Nanambara koa ny ben’ny Tanána Lalao Ravalomanana fa ho jerena akaiky ireo mpivarotra ety ivelan’ny tsena izay miteraka fatiantoka hoan’ireo mpivarotra ara-dalána ao anatin’ny tsena eo Andravoahangy.

.

Arp Helisoa
Nihaino ny hetahetan’ireo mpivarotra ao Andravoahangy ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana

lalao-andravoahangya2

lalao-andravoahangya1

lalao-andravoahangya3

lalao-andravoahangya5

lalao-andravoahangya4

.

Arp Helisoa

Behoririka boriborintany faha 3 . fidinana hifotony nataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiaramiasa aminy io maraina io. wwwgvalosoa.com

lalao-behoririka-a4

lalao-behoririka-a3

lalao-behoririka-a2

lalao-behoririka-a5

lalao-behoririka2

lalao-behoririka4

.

Arp Helisoa

Nitohy teny amin’n CSB Andravoahangy ny dian’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana

lalao-csb-andravoahangy6

lalao-csb-andravoahangy5

lalao-csb-andravoahangy2

lalao-csb-andravoahangy3

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s