CUA-Antananarivo. Lalao Ravalomanana nitsidika ny boriborintany faha telo, Betongolo sy Avaradoha.

CUA - Antananarivo.

.

Arp Helisoa. 25/01/2017.

 Mitohy ny fidinana hifotony ataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiaramiasa aminy ao amin’ny boriborintany faha 3.
CUA serasera

 

FIDINAN’NY BEN’NY TANANA TETSY BETONGOLO SY AVARADOHA

Nifanaiky hiaraka hiasa hanadio sy hanentana ny vahoaka ny kaominina Antananarivo sy ny Sefo- pokontany tetsy Betongolo hanao ny fanadiovana ny fokontany ;ary nakasitraka ny fiarahamiasa ny Sefo-pokotany.Tonga nanaramaso ny fandehan’ny tetikasa CLD koa ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Rtoa Lalao Ravalomanana amin’ireo lalankely mirefy 250m eo. Nisy koa ny fitarainan’ny mponina sy ny Sefo-pokontany amin’ny olana eo amin’ny fivarinan’ny rano satria tsentsina ny lakan-drano ,mangataka koa izy ireo amin’ny fijerena akaiky ny sarona lakan-drano hazo sy mangalatra sy ny fanovana azy ho beton. Araka izany dia mangataka ny tombany ny kaominina mba dinihana sy hijerena mpiara-miombon’antoka.


Tsy vitan’izay ihany fa nitaraina koa ny mponina amin’ny jirama satria rehefa manao fanamboarana ry zareo dia tokony manambotra ny « trottoir »izay avy nanaovany asa ka hanao filazana any amin’ny jirama ny delege hijery ny zava misy. Nanaiky ny hanambotra ny tafo ny fanasan-damba sy hanome haron’akanjo ,Borosin-damba ny Ben’ny Tanana araka ny fangatahany izy ireo ;marihana fa ny miaramila no mitantana ny fanasana lamba ary misy ny latsakemboka 500ar isaky ny manasa.


Nitsidika ny EPP Avaradoha koa ny Ben’ny Tanana ary vonona izy hanamboatra ny tabilio simba rehetra satria nitaraina ny tale amin’ny tsy fahampiana. Manana cantine scolaire ity EPP ity ary sakafo 691 ian’andro no hanampiany ny mpianatra. Ary nanasa ny mpianatra hanao fanadinana hitsidika ny Lapan’ny Tanana amin’ny volana febroary ho avy izao.

 

.
cua-lalaob1
cua-lalaob2
cua-lalaob3
cua-lalaob4
cua-lalaob5
.

Arp Helisoa

Nijery ny Epp ao Avaradoha ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana nijery ny olana mahazo mpianatra sy ny mpampianatra ao antoerana

.

cua-lalaob7

cua-lalaob8

cua-lalaob10

cua-lalaob6

cua-lalaob9

 .
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s