Antanibarinandriana, Jovenna (karana) 27/01/2017. Tsy menatra intsony ny HVM.

Mandroso Randria. 27/01/2017.

EPP Antanimbarinandriana

Nidina nitsirika teny antoerana ny CUA ny 17 janoary 2017 ary nahita fa tsy misy fahazoandalana ny fanorenana kasaina hatao ao anatin’ny EPP ka voatery nanantona ny asa rehetra tao ry zareo.

Izao anefa dia nipoitra tampoka ity tsatòka milaza momba ny asa fanorenana fa hay BIBLIOTHÈQUE VAOVAO, tafiditra ao anatin’ny Projet Présidentiel, no hatsangana eo, ny MEPATE no tompon’ny asa ary misy permis indray ilay asa fanorenana araka ny Arrêté nivoaka ny 17 JANOARY 2017 (andro nitsirihan’ny CUA teny antoerana) …
Tsy misy nahalala momba an’izany Bibliothèque izany na ny EPP na ireo ray amandrenin’ny mpianatra ao.

antanibarinandriana-a1

Ary mahagaga fa tsy ny ministeran’ny fanabeazampirenana no misahana ny asa fa ny MEPATE nefa dia Bibliothèque no lazaina fa hahorina eo !!!! MAHAGAGA éééé

Tsiahy.

CUA. Antanibarinandriana : Nofoanan’ireo mpanolotsaina (37) ilay varotra tany lasan’ny Jovenna (Karana).

Couverture CUA
Arp Helisoa. 25/01/2017.

Antanimbarinandriana

Mivory tsy arampotoana ny mpanolotsaina ny tanan’Antananarivo Renivohitra , ka ny lahadinika voalohany amin’izany ny resaka Antanimbarinandriana izay naha be resaka tato ato. Hisy ny fanampahankevitra ho raisin’ny mpanolotsaina mikasika io toerana manantantara eto amin’ny firenena io.
 Lanin’ny mpanolotsaina ny tananan’Antananarivo miisa 37 nivory tsy arapotoana ny maraina teo ny hanafoanana ny acte rehetra mikasika ny tany eo Antanimbarinandriana izay nanomezan’ny PDS teo aloha tamin’ny tetezamita ny tany mirefy 3000m2 ho an’ny JOVENA tamin’ny alalan’ny bail ny datin’ny 12jona 2012 ( PDS Edgard Razafindravahy).
Tapaka fa omena fahefana ny mpanatanteraka hitondra amin’ny fitsarana izany mba hitohizan’ny fanampahankevitry ny mpanolotsaina
.
cua-jovena1
.

CUA-Antananarivo 17/01/2017. Antanimbarinandriana. 

CUA - Antananarivo.

Tonga teny Antanimbarinandriana ny Ben’ny tanana, Rtoa Lalao Ravalomanana, « Betsaka ireo tsy manara-dalana »

ANTANIMBARINANDRIANA BETSAKA IREO TSY MANARA-DALANA

Tsy maintsy manara-dalàna daholo na ny vahoaka ,na ny fanjakana. Tsy manaiky ny fanotofana an’Antanimbarinandriana ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra.
Betsaka ireo mpandika lalana tato ato ka ny kaominina Antananarivo sy ny Ben’ny Tanàna foana no mahazo loza. Raha ny resaka fanotofana tany izay efa nahitana ady hevitra tato ato dia marihana fa tsy misy ny fahazoan- dalana azo avy aty amin’ny kaominina mikasika ny fanatotofana ; nanapa-kevitra ny Ben’ny Tanana fa tsy azo anariana rano tany sy tsy azo totofana ny tany raha tsy mahazo alalana avy amin’ny Kaominina ;Raha nanao fidinana teny ifotony izy androany . Ary asiana ny fefy sy ny soratra apetraka eo amin’ny tany fa tsy azo kasiana ny tany fa any kaominina.


Ankoatr’izay dia misy koa ireo fanorenana 2 sy fanotofan-tany tsy ara-dalàna hita mihorina eo Antanimbarinandriana tsy misy fahazoan-dalana araka ny arrêté municipal 2015-052. Marihana fa mpiasa ato amin’ny kaominina ihany ny nanao izany, ny sasany efa tranainy, ny hafa kosa mbola amperin’asa ary tamin’ny androny PDS Edgard Razafindravahy no nahazoany ny tany .Hisy ny didim-pitondrana izay avoaka amin’ny fandrodanana.


Tsy vitan’izay ihany fa misy koa ny fanorenana tsy misy fahazoan-dalana ao anatin’ny EPP Antanimbarinandriana nefa ny Epp sy ny tany dia an’ny kaominina . Nanapa- kevitra ny Ben’ny Tanàna hampiato ny fanorenana satria tsy misy ny fanara-dalàna, koa miandry izay fahazoana taratasim-panorenana ara-dalàna avy amin’ny kaominina ,tsy misy ny vahoaka sy fanjakana fa samy manara-dalana daholo ,isika indray ve no hitarikany vahoaka handika lalàna.
Noho izany dia hisy ny fifampiresahana eo amin’ny kaominina sy ny roa tonta mikasika ny fanorenana ao amin’ny EPP.

Hassanein Hiridjee : « Durant la Transition, il finit par avoir les règnes de la banque BNI Madagascar mais décroche aussi un contrat de bail emphytéotique de 25 ans sur un terrain de 2000m² à Antanimbarinandriana« 

 

Futur Roi de Madagascar ?

Ce jeune multimilliardaire Karana, entrepreneur, d’une trentaine d’années a fait parler de lui pendant l’affaire BNI Madagascar. Plus discret, évitant toujours la presse, ce « Karana » qui porte également la nationalité française, figure parmi les hommes d’affaires qui tiennent les nerfs de la guerre de l’économie malgache. Immobilier, banque, fourniture d’énergie, secteur automobile, équipement industriel, Hassanein Hiridjee est en train de bâtir un empire dans le pays, se mettant en cheville avec des hommes au pouvoir.

Il détient déjà la part majoritaire de la société Telma S.A, et investit des millions de dollars dans l’immobilier avec la société First Immo, importe et distribue des voitures avec la société Ocean Trade Co, distribue des carburants avec la société Jovenna, fournit de l’accès Internet avec Moov et de l’énergie avec Electricité de Madagascar. En passant en revue les sociétés qui se cachent derrière cette allure innocente d’un homme à la posture maigre, on finit par se rendre compte que Madagascar est presque sous la coupe de ce richissime « Karana ».

Et il n’en finit pas toujours de creuser le ciel pour faire tomber la manne financière dans son compte personnel. Comme l’actuel ministre de l’Energie, Fienena Richard, figure parmi ses bras droits et non moins administrateur de la plupart de ses sociétés, certains observateurs n’écartent pas une possible privatisation de la Jirama au profit du groupe Hassanein Hiridjee. Le bruit a couru avec insistance dans les coulisses, ces derniers temps. Et le discours interminable du ministre de l’Energie Fienena Richard sur la situation désastreuse des finances de la Jirama alimente les polémiques. Pourquoi, le ministre continue-t-il de dramatiser la situation de la Jirama lorsqu’il était ministre de l’Energie ? D’ailleurs Fienena Richard qui était un ancien cadre du Comité de Privatisation en 1996, maîtrise au bout des doigts les montages financiers sur la privatisation. A l’époque de la privatisation du Telma, Fienena Richard qui faisait partie du pouvoir public, finit par avoir des parts d’actions dans la société Telma S.A nouvellement privatisée.

Hassanein Hiridjee fait partie des enfants gâtés des régimes qui se sont succédé. Sauf durant le règne Ravalomanana, comme beaucoup d’autres opérateurs Karana habitués aux méthodes louches et des traitements compromettants, Hassanein Hiridjee a préféré ne pas appuyer sur le champignon en termes d’investissement et a même mis un frein à ses activités. Mais termes d’investissement et a même mis un frein à ses activités. Mais lorsque la transition d’Andry Rajoelina prend les commandes, ce multimilliardaire Karana fait pousser comme des champignons les différents projets d’investissements dont l’origine des financements demeure, semble-t-il, obscur ou même occulte.

Durant la Transition, il finit par avoir les règnes de la banque BNI Madagascar mais décroche aussi un contrat de bail emphytéotique de 25 ans sur un terrain de 2000m² à Antanimbarinandriana. Le magnat Hassanein Hiridjee marque de plus en plus son territoire dans la République malgache et serait en passe de devenir … Roi au sens large du terme. Il profite déjà d’une immunité diplomatique, étant Consul général du sultanat d’Oman à Madagascar, un petit pays qui pourrait devenir… Roi au sens large du terme. Il profite déjà d’une immunité diplomatique, étant Consul général du sultanat d’Oman à Madagascar, un petit pays qui pourrait devenir, selon le journal Le Monde, le « sanctuaire d’Al-Qaïda ». Avec sa main plus longue que celle des autres et de son statut de « diplomate », Hassanein Hiridjee évitera facilement la justice malgache.

Lire :
.
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s