CUA-Antananarivo 26/01/2017. Ireo mpamafa lalana, fanomezana. Andranomena, nesorina ireo mpivarotra. Dinik’asa taminy « Japonais ».

CUA - Antananarivo.

Arp Helisoa26/01/2017.

Namory ireo mpamafa lalana eto Antananarivo renivohitra eto amin’ny tranompokonolona Isotry ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana amin’ny hijerena ny fomba fiasa amin’ny fanadiovana ny tanana.

cua-namory-ny-mpamafa-lalana1

cua-namory-ny-mpamafa-lalana2

cua-namory-ny-mpamafa-lalana6

cua-namory-ny-mpamafa-lalana4

 

Nisy ny fanomezana natolotry Neny ho an’ireo mpamafa lalana eto Antananarivo renivohitra taorian’ny fihaonana teo amin’ny roa tonta

cua-namory-ny-mpamafa-lalana8

cua-namory-ny-mpamafa-lalana9

cua-namory-ny-mpamafa-lalana12

Tonga tsy nantsoina ny « delestazy »

cua-namory-ny-mpamafa-lalana11

.

Arp Helisoa26/01/2017.

Nesorina ireo mpivarotra amorondalana eo Andranomena mizotra makeny amin’ny lalana mihazo Ambatolampy boriborintany faha 6, hisy ny fanarahamaso ny asa vita mba tsy hiverenan’ireo mpivarotra tsy aradalana eo intsony

cua-mpivarotra-nesorina3

cua-mpivarotra-nesorina2

cua-mpivarotra-nesorina5

.

Arp Helisoa26/01/2017.

Nisy ny dinik’asa niarahan’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny JICA Agence Japonaise de cooperation Internationale tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely

cua-sy-ny-japoney3

cua-sy-ny-japoney4

cua-sy-ny-japoney2

cua-sy-ny-japoney1

.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire