« Ny niandohan’ny Hira Gasy », Ramilison Besigara.

Ramilison Besigara Zanany . 5 mai 2016 ·

NY NIANDOHAN’NY HIRA GASY ( notantarain’i dadanay RAMILISON BESIGARA )

 

ANDRIANAMPOINIMERINA

Tamin fanjakan Andrianampoinimerina dia nisy zazavavy tsaratarehy ary tena nahay nandihy natsoina oe INGORY Rehefa nampanamboatra ny digues Betsimitatatra ny mpanjaka dia natsoina IINGORY handihy mba hampazoto ny mpiasa. Niaraka tamin lehilahy nahay nihira dia RAINIZAFISOARY ( mponina Antapivola) , IKOTORANGAHY ( avy eo Ambodifiakarana) ary TELOSANGA ( avy any Mandridrano) Faly ny mpanjaka ary niangavy any Ingory hamorina tarika. Mbola tsy nitsangana nefa ny tariky Ingory dia maty Andrianampoinimerina

 

RADAMA VOALOHANY

Nitombo ny isa ny tarika tamin andron Radama voalohany
Ny nalaza indrindra dia Tarika INGORY Tarika RAINISOABIBY Amboniloha . Tarika RAINITAVY Betsinjaka Fenoarivo ary Tarika AMBOHIMAMORY
Nizaha tany tany Faratsiho Radama 1er tao Ambatondradama dia nampanorina tarika ihany koa.

 

Tamin taona 1900 dia nihamaro ny tarika mpanao hira gasy.

-Tarika Rainijama Ralavavany Ampahimanga
-Tarika Razafimahefa ( mpandihy tamin Raintavy Betsinjaka)
-tarika Antovontany
Tarika Rabelamaody Antsirabe
Tarika Ambohimanjaka
Tarika Rakotonanahary ( mpandihy tamin Ambohimamory)

 

TAONA 1920

Nipoitra ny tarika
Rainizanabary
Ratsimiraika Fenoarivo

Nizara ho tarika 2 Ratsimiraika Fenoarivo
Dia Ratsimbazafy Fenoarivo ary
Ramampiherika Fenoarivo ( zaodahin Ramilison besigara )
Tao no nanombohan Ramilison tamin taona 1944. Rehefa maty Ramampiherika mivady dia natsangana hitondra Sahondrafinina reniny
Tamin io taona io ihany koa 1944 no nipoitra ny
Tarika Razafimandimby kavia ( nodimbiasan Rakotoarivo kavia ) Ambonidasy
Tarika Rakotomahefa
Tarika Ramilijaona Manalalondo

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s