Lalao Ravalomanana Ben’ny Tanana 3/02/2017. Boriborintany faha roa Mahazoarivo, Mandroseza.

 

Arp Helisoa. 3/02/2017.

 « Asa ihany . asa hatrany no atao ambony fa izay no nifidianan’ny vahoaka an’i Neny ».

Arp Helisoa

 Mitohy ny fidinana hifotony ataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana eny amin’ny boriborintany faha 2 io maraina io. Teny Mahazoarivo izy no nijery ny fizotran’ny fanamboarana ny lalankely eny an-toerana hanalana fahasahiranana ny mponina

 

cua-l-ravalo6

cua-l-ravalo8

cua-l-ravalo10

cua-l-ravalo9

Arp Helisoa

 Mijery ny olana mahazo ny mponina i Neny ka mamaha izany araka izay tratra ao anatin’ny fotoana fohy miaraka amin’ireo mpiaramiasa aminy.
.
cua-l-ravalo1
cua-l-ravalo3
cua-l-ravalo4
cua-l-ravalo5
cua-l-ravalo2

.

Arp Helisoa

 Eny Mandroseza boriborintany faha 2 no nanohizan’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana ny fitsidiana boriborintany nataony io maraina io. Nisy ny fitadiavana vahaolana hisoroana ny fahasahiranan’ireo mponina niarahan’ny ben’ny tanana , ny depiote Stanislas Randrianarisoa sy ny delege Jaques Razafindrainibe tamin’izany toy ny fanamboarana fanasana lamba ao antoerana.
.
cua-l-ravalo18
cua-l-ravalo16
cua-l-ravalo19
cua-l-ravalo14
cua-l-ravalo15
cua-l-ravalo20
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s