Marc Ravalomanana, 3-4/02/2017. Ilempona. Tsaramiakatra, Miandrivazo.

Manana fahavononana mandrakariva isika ary manana fahasahina, tsy mihemotra manoloana ny sarotra isika….THE TIME IS NOW. Marc Ravalomanana – Ofisialy

Marc Ravalomanana. 3/02/2017.

 

Ilempona – Février 2017.

m-ravalomanana-ilempona1

m-ravalomanana-ilempona3

m-ravalomanana-ilempona2

Tanåna kely atao hoe Tsaramiakatra, tsena androany sabotsy, amin’iny lalana mandeha Mandrivazo iny. Faly sy ravo ireo mponina ary nilaza ny mafy mianjady aminy eo amin’ny fiainana andavanandro raha niresaka tamin’ny filoha Ravalomanana.

m-ravalomanana-g-rivo1

m-ravalomanana-g-rivo2

.

Guy Rivo Randrianarisoa. Miandrivazo amin’ny 11h30, 35°. Mikaly mangahazo sy mofo baolina kely.

m-ravalomanana-g-rivo-miandrivazo

 .

Guy Rivo Randrianarisoa

Tanàna kely aty akaikin’ny Mandoto aty. Poa toa izay rakotra ny arabe. Tsy sanatria ny hafa no tsy mety fa Mbola ao tsara mihitsy koa Dada!
.
marc-ravalomanana-g-rivo-mandoto

Dia Miandrivazo. Février 2017

m-ravalomanana-ofisialy-miandrivazo1

m-ravalomanana-ofisialy-miandrivazo2

.

Guy Rivo Randrianarisoa

 Miandrivazo: nafana ny andro, nafana ny fandraisana, nafana ny resaka. Toromarika hiraisana: manaja fitsipika, fasahiana, fanantenana.
ravalomanana-miandrivazo-g-rivo

m-ravalomanana-ofisialy-miandrivazo3

m-ravalomanana-ofisialy-miandrivazo4

 .

Vahoakan’i Miandrivazo Miandrandra an’i Dada eo amin’ny fitondrana

06/02/2017

Tafahaona ny tia sy ny manina tany Miandrivazo ny sabotsy teo. Nidina tany an-toerana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ka hafaliana tsy omby tratra ny an’ireo vahoaka maro be nandritra ny fitsidihana nataony.

 

Feno hipoka ny tranompokonolona nisian’ny fihaonana. Io rahateo no fihaonana voalohany nifanatrehany indray tamin’ny vahoakan’i Miandrivazo, taorian’ny niverenany an-tanindrazana. Nifantoka betsaka tamin’ny fanomezana toromarika ho an’ny vahoaka, fanentanana, ary ny fanarahana fitsipika amin’ny fifidianana ny votoatin-dresaka satria ireo no antoky ny fahombiazana. Saika izay toerana aleha sy tsidihin’i Marc Ravalomanana moa dia miandrandra fatratra ny hiverenany eo amin’ny fitondrana, hanarina ny firenena latsaka ankaterena ity.

Toky R. TiaTanindrazana

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s