CUA-Antananarivo, 6/02/2017. Noraisin’ny Ben’ny Tanana ireo mpivarotra amoron-dalana (Soarano,Behoririka).

CUA - Antananarivo.

CUA serasera. 6/02/2017/

MPIVAROTRA SOARANO-BEHORIRIKA

Noraisin’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy akaiky tao amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny Alatsinainy 06 Febroary 2017 tolakandro ireo mpivarotra amoron-dalana etsy Behoririka sy ny manodidina . Ny handaminana ireo mpivarotra ireo no votoatin’ny dinika . Nalalaka ny fandraisam-pitenenana ho an’ireo mpiavarotra ; Ny Ben’ny Tanana kosa dia nihaino sady nanamafy fa tsy maintsy atao ny fanarenana , izay mahasoa no tanterahana hoy izy ao anatin’ny fanarahana ny fitsipika ifampifehezana .

Nambarany koa fa Renivohitra Antananarivo ; Ilaina koa ny mivoatra sady ilaina ny fahasarotampiaro mba tsy ho very anjavony izay ezaka natao. Mba hahamora ny fandaminana dia ilaina ny fananganana Komity ahitana ny solontenan’ny mpivarotra izay hifandray amin’ny mpitantana ny Tananan’Antananarivo . Nanaiky ny fandaminana ireo mpivarotra amorondalana etsy Behoririka ka tsy teny midina no atao fa teny ifanarahana . Ny ampitso ihany dia efa hijery ifotony ireo mpiaramiasa amin’ny Ben’ny Tanana miaraka amin’ireo Komitin’ny mpivarotra ka aorian’izany no hivoahan’ny fandaminana raikitra . Nanararaotra niarahaba ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana noho ny taona vaovao ireo mpivarotra amoron-dalana etsy Behoririka ka nanolotra fanomezana ho mariky ny fanajana Ray amand-Reny . Nofaranana tamin’ny vavaka nataon’ireo mpivarotra ho fisaorana ilay Nahary ny fotoana

.cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka12

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka5

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka11

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka1

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka2

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka15

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka17

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka16

Arp Helisoa

Noraisin’ny ben’ny tanana lalao Ravalomanana tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely ireo mpivarotra amorondalana eo anoloan’’i Pochard sy Behoririka nijerena ny vahaolana mikasika azy ireo ka hijerena ny mahasoa ny rehetra amin’izany. Ankoatra izay . noho ny fahatongavan’ny taona vaovao dia nisy ny fanomezana natolotr’ireo mpivarotra an’i Neny

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka6

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka13

cua-antananarivo-mpivarotra-behoririka14

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s