CUA-Antananarivo. 8/02/2017.Boriborintany faha enina, Ambohimanarina, Ambohimiadana, Betafo, Andranomena…

Couverture CUA

.

CUA serasera

Nitohy hatrany ny fidinan’ ny Ben’ny Tanana Lalao Ravaolamanana ka ny Alarobia 08 Febroary 2017 teo dia nidina tetsy amin’ny Boriboritany faha 6 izy niaraka ny ekipan’ny kaominina. ny Sefo Fokontany sy ny Solombavam-bahoaka. Nankasitraka ireo mponina sy ny Sefo Fokontany ary ny Delege ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana amin’ny fahadiovan’ny Tanana . Voalohany amin’ny fahadiovana ny Boriboritany faha-6 raha mitaha amin’ny Boriboritany hafa izay nandehanany, ary mbola nanentana ny Sefo Fokontany sy ny mponina izy mba ho tanterahana izay tsy vita.


Laharam-pahamehana ho an’ny Ben’ny Tanana ny fijerena ny tsena sy ny fandaminana,ka nijery ifotony tao amin’ny tsenan’Ambohimanarina sy ireo mpivarotra tao Ambohimiadana atsimo ary Betafo izy . Hisy ny fandaminana ny mpivarotra izay mbola ho tanterahana indrindra ny fizarana karatra ny mpivarotra ara-dalàna ao anaty tsena. Nanentana ny Sefo Fonkotany Ambohimanarina koa izy mba hanatsara ny biraony.

Nitsidika ny tsenan’Andranomena koa izy nanaramaso ireo “pavillon” rehetra ;ary tsy maintsy havaozina ny fifanarahana atao isam-bolana ; Hisy ny fanamboarana ny karatra mpivarotra ho izy.Teo koa ny fijerena ny tsenan’ny Fokontany Andranomena izay hita fa malalaka , mieritreritra ny Ben’ny Tanana fa hanatsara ity tsena ity izay ho atao manara-penitra hitoeran’ ireo mpivarotra rehetra . Mbola ho jerena ny taratasy sy ny mpiara-miombonan’antoka mialohan’izany .


Nitaraina kosa ny mpivarotra ao Betafo sy ny mponina Ambohimandroso fa mila amboarina ny lalana fa efa tena simba; 70 taona lasa no nisy ny fanamboarana farany , eo koa ny fitarainana amin’ireo lavaka maro rehefa avy ny orana noho izany dia hiezaka hiresaka amin’ny mpiara-miombon’antoka ny kaominina; Ohatra amin’izany ny AFD.
An-koatra izay dia nitsidika ny “bassin lavoir” teny betafo,Ambatolampy,Ambohimandroso koa izy ary nampanantena hanome aron’ ankanjo sy koveta azy ireo.

cua-serasera-8-fev6

cua-serasera-8-fev2

cua-serasera-8-fev1

cua-serasera-8-fev3

cua-serasera-8-fev7

cua-serasera-8-fev5

cua-serasera-8-fev8

cua-serasera-8-fev9

cua-serasera-8-fev12

cua-serasera-8-fev11

cua-serasera-8-fev10

cua-serasera-8-fev16

cua-serasera-8-fev14

cua-serasera-8-fev4

cua-serasera-8-fev25

cua-serasera-8-fev15

cua-serasera-8-fev22

cua-serasera-8-fev24

cua-serasera-8-fev19

cua-serasera-8-fev20

cua-serasera-8-fev23

cua-serasera-8-fev26

cua-serasera-8-fev27

cua-serasera-8-fev21

cua-serasera-8-fev28

cua-serasera-8-fev29

cua-serasera-8-fev30

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s