« Olan’ny vadina filohampirenena », Jean-Luce Randriamihoatra.

voahangy-sy-rajao-a

.

Jean-Luce Randriamihoatra. 8/02/2017. #Fitantanana

 

OLAN’NY VADINA FILOHAMPIRENENA

 

Tsy misy, raha ny fahafantaranay azy, ny Lalàna manoritra sy mifehy ny asa sy ny tetibolana Vadin’ny Filohampirenena.

Fa ny fantatray dia misahana ny « asa sosialy » eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika izy, manana tetibola manokana ny amin’izany …

Toy ny Filohampirenena sy ny olona « ambony » rehetra kanefa, dia VOLAM-BAHOAKA no voakasik’izany …
… tokony ho mangarahara, tsara tantana ary miantraika mivantana amin’ny fiainam-bahoaka.

Betsaka loatra (angamba) ny olana ara-tsosialin’ny Vahoaka (haintany, dahalo, lozam-pifamoivoizana, fiakaran’ny vidin-javatra, fibodoana tany, fitsaram-bahoaka, … sy ny maro tsy voatanisa), hany ka tsy re firy ny asany.

Ny vaovao renay farany dia ny fanokafany ilay « Centre Vonjy » tany Nosy Be niaraka tamin’ny Ministeran’ny fahasalamana.

Sao tokony ampiana ny tetibolany …
… fa tsy maharaka ny andraikitra sahaniny !

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s