CUA-Antananarivo, 13/02/2017. Boriborintany Voalohany. Fanesorana ireo peta-drindrina (affiches).

CUA serasera. 13/02/2017.

FANALANA IREO « AFFICHE SAUVAGE ». CINEMA RITZ

Mitohy hatrany ny fanalana ireo pet-drindrina tsy manara-dalàna eto Antananarivo Renivohitra, ny Alatsinainy faha 13 Febroary dia ny rindrina manoloana ny Cinéma Ritz teny Andohan’Analakely no nanaovana ny fanadiovana. Ireo ekipa Teknikan’ny Boriboritany Voalohany no nanao ny fanesorana ireo peta-drindrina. Raha ny antontan’isa nataon’ny avy ao amin’ny Boriboritany Voalohany dia ireo fiangonana zandriny no tena betsaka mametraka peta-drindrina tsy manara-dalàna.

Nambaran’ny Chef de Service Technique 1er Arrondissement Andriamatoa Maminiaina RAKOTONIRINA fa : « mila fangatahana alalana avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny fametahana peta-drindrina ary misy ny toerana efa natokana amin’izany fa tsy sanatria hapetapetaka eny rehetra eny».

Anisan’ny tena manaratsy hendrika ny tanàna ny « affichage sauvage » ary tsy mora ny manala izany.
Tsy hijanona hatreo ny fanalana ireo peta-drindrina izay tsy manara-dalàna fa mbola hitohy hatrany.

.

cua-fanalana-affiches-12

cua-fanalana-affiches-2

cua-fanalana-affiches-7

cua-fanalana-affiches-3

cua-fanalana-affiches-9

cua-fanalana-affiches-4

.

Lahatra Andriamahatsangy. 14/02/2017.

 Karakaraina, kely sisa (esorina ny bozaka d lokoina kely) lay fametahana afisy d saziana am zay ireo mpametaka afisy sauvage.Yvon Rakotomalala Arp Helisoa Isika Namana Cua Serasera.
Ony Rambelo

OLONDIA MILA VANINY:

Ny sekta sy ireo fiangonana tondroina ho zandriny no tena mandoto rindrina eto Tompoko…

Miseho ho mampianatra sy manome vahaolana ho amin‘ny fiainan’ny olona nefa sady mafy loha no manao izay mahatezitra…Sahia mamaly ny mpila vaniny toa anay raha manana alahatra e

.

cua-fanalana-affiches-10

cua-fanalana-affiches-11

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s