Fandriana, 12/02/2017. Marc Ravalomanana.

fandriana2-wwf

Marc Ravalomanana – Ofisialy

Nifampitafa tamin’ireo mponina tao Fandriana, nahafinaritra ny fifampizarana,samy afaka nandray anjara fitenenana ny rehetra.
Alahady 12 – 02 -17 .

.

marc-ravalomanana-fandriana2

marc-ravalomanana-fandriana3

marc-ravalomanana-fandriana4

marc-ravalomanana-fandriana5

Fandriana.

fandriana-my-dago-2013

Fandriana, Ambositra… Manantena an’i Dada ny vahoaka

13/02/2017

Na tany Fandriana na tany Ambositra na tamin’ireo kaominina sy fokontany nolalovany tamin’ny RN7 sy tao anatin’ny faritanin’i Fianarantsoa dia nihaona sy niresaka mivantana tamin’ny vahoaka hatrany i Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo.

Resaky ny samy olom-pirenena sady resaky ny zanaka sy ny ray aman-dreny ihany koa anefa. Mbola tena mandray an’i Dada ho mpiaro azy sy ho filoham-pirenena ny ankamaroan’ireo olona nitafa taminy. Izy no nitantaran’ny olona sy nitarainan’izy ireo ny fidangan’ny vidim-piainana sy ny fahasahiranan’ny isan-tokantrano.

Tena nahita mivantana i Marc Ravalomanana ary nahatsapa ny fahoriana mianjady amin’ny malagasy, izay rahateo no anton’ny fitsidiham-paritra ataony, tsy sanatria hampandry adrisa sy hanapi-maso amin’ny fizarana fanomezana fa hanadihady ny zava-misy marina mba hahafahana manolotra vahaolana haingana, mahomby sy mahasoa ny Malagasy.

Mbola mamy hoditra amin’ny Malagasy ity filoham-pirenena teo aloha ity izay tsy mila kortezy na mpiambina am-polony amin’izay alehany n’aiza n’aiza eto Madagasikara fa tena mifangaro amin’ny olon-drehetra ary mahay mihaino sy mifanakalo hevitra mivantana amin’izy ireo. Mbola tena manam-pitokisana amin’i Dada ny Malagasy maro, izy rahateo efa nilaza fa kandida amin’ny 2018 koa dia datim-pifidianana sisa andrasana.

RTT

 –

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s