CUA-Antananarivo, 15/02/2017. Lalao Ravalomanana, Boriborintany faha efatra. Fiadanana, Soanierana…

antananarivo-wide-e1449085203330-640x360

.

CUA serasera. 15/02/2017.

TOHIN’NY FIDINANA NATAON’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA TAO AMIN’NY BORIBORITANY FAHA 4

Mitohy hatrany ny fidinana eny amin’ny Fokontany ataon’ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana sy ny ekipany niaraka tamin’ny Sefo Fokontany hijerena ny olana sy ny zava-misy ny Alarobia 15 Febroary 2017 maraina tetsy Fiadanana III N,Soanierana,CSBII Namontana.


Nojerena ny kianja malalaka tetsy Fiadanana III N fanaovam- baolina izay an’ ny kaominina .Nivoitra tamin’izany fa afaka anaovana baolina ilay toerana saingy hitadiavana mpiara-miombon’antoka hanamboatra azy . Tsy maintsy atao ny fanadiovana alohan’ny zava-drehetra ;efa vonona rahateo ny WHSUP hanao ny WC izay mila « situation juridique ».Marihana fa ahitana tanora maro milalao eo amin’ity kianja ity.
Nitaraina koa ny Sefo Fokontany sy ny mponina fa vitsy ny fitoeram-pako ka mila hampiana ;Eo koa anefa ny fangatahana hamindrana ny fanariam-pako sasany satria mivarina any amin’ny lakandrano daholo ny fako rehetra ka miteraka ny fahantsetsenana .
Nitaraina ny mpanasa lamba eo Fiadanana III N amin’ny faharatsian’ny toerana fanasana lamba sy ny mpitantana fa nentiny nitsoaka ny volan’ ny jirama ka tsy maitsy nanao tsipaipika ny mpanasa lamba hamerenana ny vola . Nilaza avy hatrany ny Ben’ny Tanana fa ho amboarina ity fanasana lamba ity sady hanolotra
Raha ny teo Soanerana IIIi dia nisy ny olona nangataka amin’ny fanamboarana ny lalana miakatra ao aminy izay miteraka fahasahiranana kilemaina 2
Tao koa ny nitaraina noho ny toerana fanaovana maloton’ ny miaramila eo Soanierana izay ahitana fahavakisan’ny fantsona ka miteraka ny fiparitahan’ny maloto sy ny fofona ratsy ;Hisy ny fifampiresahana amin’ny miaramila miaraka amin’ny sefo Fokontany sy ny kaominina ary ny Delegen’ ny Boriboritany voalohany mikasika izany.
Nandray andraikitra amin’ny fanamboarana ny sisin’ny totohatra amin’ny lalankely CLD teny Soanierana koa ny Ben’ny Tanana izay tsy vita tao anatin’ny CLD ary hijery akaiky ny « dal » tsentsina .Hisy nyfifampiresahana amin’ny orinasa manodidina toy ny MAK MOTORS


Efa ela no tapaka ny rano eo amin’ny « bassin lavoir » SOANIERANA ka nanampy vola 200.000ariry ny Ben’ny Tanana hamerenana izany ho fanampiana ireo mpanasa lamba.
Ny farany dia nijery ifotony tao amin’ny CSBII Namontana koa izy ary vonona hanampy kidoro 10 ho an’ireo mpiteraka sy hanatsara ny trano ka ao anatin’izany ny fandokoana ny ivelany rehetra sy ny ao anatiny indrindra ny Trano Fiterahana .

lalao-ravalo-b-faha-efatra3

lalao-ravalo-b-faha-efatra2

lalao-ravalo-b-faha-efatra4

 

lalao-ravalo-b-faha-efatra6

lalao-ravalo-b-faha-efatra5

lalao-ravalo-b-faha-efatra20

lalao-ravalo-b-faha-efatra7

lalao-ravalo-b-faha-efatra11

Arp HelisoaCSB Namontana .

lalao-ravalo-b-faha-efatra18

lalao-ravalo-b-faha-efatra15

lalao-ravalo-b-faha-efatra16

lalao-ravalo-b-faha-efatra13

Arp Helisoa  avec Jean Louis Rakotoamboa.

 Andron’ny sekoly , niaraka naka sary tamin’i Neny ireo ankizy mpianatra
.
lalao-ravalomanana-androny-mpianatra4
lalao-ravalo-b-faha-efatra10
lalao-ravalomanana-androny-mpianatra2
lalao-ravalo-b-faha-efatra9
.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s