CUA-Antananarivo, 16/02/2017.Anosibe Angarangarana, Mandrangobato II, Anosizato atsinanana, Andavamamba Ambilanibe, Ambohibarikely .

cua_hotel-de-ville_01-660x318

CUA seraser. 16/02/2017.

Fitsidihana ny Boriborintany faha 4 nataon’ny ben’ny tanàna.

Nitohy ny fitsidihan’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy ny boriborintany faha 4 . Fokontany maromaro no notsidihana nandritra izany : Anosibe Angarangarana , Mandrangobato II , Anosizato atsinanana , Andavamamba Ambilanibe , Ambohibarikely .

Nifanerasera mivantana tamin’ireo mponina ny Ben’ny Tanàna nandritra izany sady nihaino ny fitarainan’izy ireo . Maro ny toerana dibodrano rehefa tonga ny orana noho ny lakandrano tsentsina , ka nojerena ny vahaolana mikasika izany araka izay tratra . Misy ny lalankely namboarina tao anatin’ny tetik’asan’ny CLD, tao amin’ny fokontany Angarangarana sy Mandrangobato II no efa vita , tsy mahafa-pahasahiranana ny mponina anefa ny asa vita satria mbola ratsy tsy azo aleha eo akaikiny , avy hatrany dia nanapa-kevitra ny ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana fa ho tohizan’ny CUA ny famitàna azy , ka hatomboka amin’ny alatsinainy ny asa .

Teo ihany koa ny fijerena ireo mpanasa lamba , omena aron’akanjo sy koveta ary siny izy ireo mba hanalàna fahasahiranana azy . Nandritra ny fitsidihana ny fokontany Angarangarana dia nojerena ny tanin’ny CUA ao an-toerana izay mampitaraina ny fikambanan’ny tanora mpanao fanatanjahantena fa mitady hisy haka , avy hatrany dia hisy ny dinika hatao hiarahan’ireo mponina sy ny tompon’andraikitra ao amin’ny boriborintany faha 4, hijerena haingana ny tokony hatao mikasika io tany io .

Ankoatra izay , nitsidika ny toerana fanaovana fanatanjahantena tao Ambohibarikely CLUB, Ra- maitre, ahitana toerana fanaovana fanatanjahantena na fikotranana maro samy hafa, ny delegasiona notarihan’ny ben’ny Tanàna. Nisy ny fijerena ny hanampiana azy ireo mba tsy hibirioka any amin’ny fidorohana zava-mahadomelina .

Arp Helisoa

… Misy ny vitan’ny tetik’asa CLD , misy anefa ny tsy vita hatramin’ny farany noho ny tetibola. Avy hatrany dia nanampankevitra ny ben’ny tanana fa ho tohizan’ny CUA ny asa

l-ravalo-16-febroary28

l-ravalo-16-febroary25

l-ravalo-16-febroary24

l-ravalo-16-febroary2

l-ravalo-16-febroary27

l-ravalo-16-febroary26

l-ravalo-16-febroary15

l-ravalo-16-febroary16

l-ravalo-16-febroary21

l-ravalo-16-febroary20

l-ravalo-16-febroary14

l-ravalo-16-febroary6

l-ravalo-16-febroary8

l-ravalo-16-febroary5

l-ravalo-16-febroary4

Arp Helisoa

Nandritra ny fitsidian’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana teny ami boriborintany faha 4 dia tsy adinony ny nividy mofo. akondro ho an’ireo ankizy sy ny mponina sendra azy

l-ravalo-16-febroary10

l-ravalo-16-febroary41

l-ravalo-16-febroary40

l-ravalo-16-febroary39

l-ravalo-16-febroary42

l-ravalo-16-febroary17 l-ravalo-16-febroary18

l-ravalo-16-febroary9

l-ravalo-16-febroary23

l-ravalo-16-febroary7

l-ravalo-16-febroary22

Arp Helisoa

Nijery ireo tanora mpanao fanatanjahantena tao amin’ny fokontany Amboasarikely Club Ra maitre ao amin’ny boriborintany faha 4 i Neny. Hijery ny fiarahamiasa amin’izy ireo ny Cua mba ahatonga azy ireo tsy hiborioka amin’ny fifohana zavamahadomelina sy fisotroana zava- mahamamo ka ahatonga azy ireo ho olombanona hatrany

l-ravalo-16-febroary1

l-ravalo-16-febroary37

l-ravalo-16-febroary3

l-ravalo-16-febroary38

Arp Helisoa

Fa niaraka tamin’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana ny filohan’ny CLD eto Antananarivo renivohitra depiote Hanitra Razafimanantsoa teny Mandrangobato boriborintany faha 4. Nijery ny asa namboarina ny delegasiona tamin’izany . Nisy ny lalakely tsy vitan’ny tetikasa CLD satria izay no vitan’ny tetibola dia noraisin’ny CUA ny fanamboarana azy mba ahatsara kokoa ny asa

l-ravalo-16-febroary33

l-ravalo-16-febroary35

l-ravalo-16-febroary34

l-ravalo-16-febroary36

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s