CUA-Antananarivo, 17/02/2017.Fanadiovana, Andravoahangy tsena.

Tana Andry Rakoto

CUA serasera. 17/02/2017.

FANADIOVANA ANDRAVOAHANGY : MANOLOANA NY CSBII

Loto, fofona ary fotaka, ireo no tsikaritra eny amin’ny faritra Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II iny rehefa avy ny orana. Izany indrindra no nahatonga ny avy teo amin’ny boriborintany fahatelo nidina nanao fanadiovana teny an-toerana androany.

Olona 40 miandahy miambavy no tonga niasa niaraka tamin’ireo ekipa avy teto amin’ny lapan’ny tanàna izay efa voahofana manokana momba ny fanadiovana.
Nesorina ny fako nanoloana ny CSB II, ireo mpivarotra nanodidina dia nentanina mba hitandro hatrany ny fahadiovana ary hanao ny loto avy hatrany any anaty dabam-pako. Nalamina ihany koa izy ireo haka sisiny sy hiditra anaty tsena mba tsy hanelingelina ny fifamoivoizana.
Hisy ny fe-petra horaisina mahakasika ny toerana malalaka izay nataon’ny olona fanariana fako eny an-toerana sy lasa toeram-pivarotana rehefa vita izao fanadiovana faobe izao. Vinavina ny hanidy sy hanisy mpiambina izany toerana izany mba tsy ahazoan’ny olona miditra intsony.


Tena sarotra tokoa raha ny asa izay natao androany, nitaky fahavononana ara-tsaina sy ara-batana izany satria « loto » no nolalaovina. Izany indrindra no tokony hatsapan’ny tsirairay ny handraikitra tandrify azy avy mba hanamora ny fiaraha-miasa.

cua-fanadiovana-andravoahangy5

cua-fanadiovana-andravoahangy9

cua-fanadiovana-andravoahangy3

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s