Fifidianana ho Filoham-pirenena 2018. Karatra hosoka, Ihosy. Fernand Cello.

.

Fernand Cello. 21/02/2017.

Fifidianana 2018 hoe? Azo inoana ve fa tena hadio tokoa,ary tena mino ve isika fa tsy hiverina ny krizy ?

Tranga hita tato anatin’ny faritr’ihorombe ity asehoko ity:karapanondro hosoka an jatony mahery tafiditra tao anaty »liste électorale « . Ireto ny porofo mana marina izany,ary nanaiky nijoro vavolombelona ireo olona nanaovana karapanondro sandoka (jereo ny sary). Nisy fitoriana napetraka tao amin’ny fampanoavana teto ihosy ny 27/08/15 (jereo ny sary porofo ).

Tsy natao hanenjehana an’iza fa haseho ho hitan’ireo mpiantsehatra rehetra eto amin’ny « Facebook « . Rehefa iza,na olona tahak’ny ahoana no mitory no hanaovana famotorana sy fanenjehana be mihintsy ,moa ve tompoko tsy heloka ny manao karapanondro sandoka ? Mety tsy heloka izany ve,matoa heritaona mahery aty aorian ´ilay fitoriana tsy nisy tohiny?  

Tsy nisy na fanadihadiana iray aza mba nosokafana nefa dia ireto ny porofo,ary « huissier « no nanontany ireto olona voafitaka.mbola miriaria eto ny tompon’antoka tamin’ny fanaovana ireto karapanondro sandoka ireto,na dia nosamborin’ny police natao famotorana aza,saingy nisy ny « intervention « avy amin’olona ambony avy eto ihosy tamin’izany ny hampijanonana ny fanenjehana sy fanaovana famotorana azy ireo. Nafindra toerana ny lehiben’ny distrika,sy NY « Commisaire de police « tao Ranohira « saingy navela hiparitaka itony zava doza itony,ary rehefa nojerena tao anaty « liste électorale « ,dia hita FA misoratra ao ,izany hoe hifidy ireo olona « fantôme « ireo amin’ny fifidianana.

800 no isa heno tamin’ity karapanondro sandoka naparitaka ity,kanefa ny maha gaga mbola ilay lehiben’ny CENI ao ihosy ihany no ao,izay efa fantatra amin’ny afindrafindrao fanaony…..tena azo inoana ve ny tsy hisian’ny krizy amin’ny 2018? Fifidianana hoe?…..rahampitso indray « dossier »resaka fifidianana hosoka,izay mbola niniana natao tato anatin’ny faritr’ihorombe …….à suivre

fifidianana-karatra-hosoka1

fifidianana-karatra-hosoka3

fifidianana-karatra-hosoka4

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s