Fifidianana ho Filoham-pirenena 2018. Fanambarana Marc Ravalomanana.

.
Mandroso Randria. 21/02/2017.

« Efa nilaza aho, fa izaho dia hirotsaka ho kandidà » hoy ny Filoha Ravalomanana tamin’ireo mpanao gazety, tetsy amin’ny Carlton Anosy (21 febroary 2017).

Valan-dresaka momba ny Filatsahany.

Point de presse du président Marc Ravalomanana

AUDIO et VIDEO

Johanessbourg (Afrique du Sud).

Felana Nantenaina Rahoelijaona . 22/02/2017.

Fony mbola sesi-tany tatsy Afrika Atsimo i dada Ravalomanana dia tsy tapaka nampita hafatra sy toromarika ary nifampahery t@ vahoaka (ireo mpitolona tao @ Magro dia samy mahatadidy tsara). Anisan’ny hafatra nanamarika ireny tolona ireny ity tenin’i dada ity hoe: « Ny andro rehetra sisa hiainako dia hatokako hanompoako sy hampandrosoako ny Tanindrazako ».

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s