Archives mensuelles : mars 2017

Paris, 30/03/2017. Les aveux de Mamodtaky Abbas (cinq meurtres à Fenoarivo-Madagascar).

Cette galerie contient 2 photos.

Tuerie de Fenoarivo: Mamod Abbas Mamodtaky passe aux aveux. Condamné à 28 années de réclusion criminelle pour la tuerie de Fenoarivo le 22 avril 2001 à Madagascar, Mamod Abass Mamodtaky a reconnu hier devant la Chambre de l’application des peines … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo 31/03/2017. Dr Rakotomaharo Tsinjo. Veloma farany.

Cette galerie contient 2 photos.

. CUA serasera. 31/03/2017. VELOMA FARANY AN’I FILOHAN’NY SEDINKAN’NY MPIASA NY KAOMININA DOKOTERA RAKOTOMAHARO TSINJO. Misaona tanteraka ny kaominina Antananarivo Renivohitra nohon’ny fahatesan’i Dokotera Tsinjo ,ary natao veloma Farany tetsy amin’Ny Fiangonana FLM 67 Ha androany maraina avy eo dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Documentaire-Arte, sur les évenements de 1947″. Ny saribakolin’ny mpanjanatany », Beragil Narison -1947.

Cette galerie contient 2 photos.

. – NY SARIBAKOLIN’NY MPANJANATANY   Ny saribakolin’ny Mpanjanatany Dia miasa mangiana mihoitra any ho any Hatramin’ny firaisan’ireo Fokonolona Dia ny saribakoly no mpandrava ny tolona Tolorany hevitra hinainaina Ireo kely loha sy ireo ratsy saina Mba hikorontana sy hisafoaka … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Fahaleovantena », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

FAHALEOVANTENA…?   Fahaleovantena…fahaleovantena Izay mena sofina ve no antenaina? Io tsisy resaka fankahalana… Roahy any ireo fa manimba tanàna Fahaleovantena…fahaleovantena Mody eo no izany kanefa nomena Lazainy tsy hidirany nefa izy anjorony manao ireo mpitondra ho saribakoliny Fahaleovantena…fahaleovantena Kanefa ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Izaho aloha no eto », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

IZAHO ALOHA NO ETO   Hirahirao ao izay hiranareo Mahazo midradra izay te hitoreo « Izahay tena miasa » no ataovy mahampy Mahazo miondrana izay tsy mahatanty Vazovazoy ao ny vazonareo Ny baikoko aloha no tsy maintsy ekeo Izaho no efa eto…mangina, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Wagon Moramanga 1947, « TGV Madagasikara 2009 ». « Ilo tsy very ».

Cette galerie contient 2 photos.

“Wagon Moramanga 1947” na “TGV Madagasikara 2009”…Tantara sy tolona mitohy ! Madagasikara Malalako. Ady,tolona,rà latsaka,aina nafoy tao anaty alahelo sy tomany nefa koa tamim-pahavononana sy fahasahiana tanteraka no niainana sy natrehan’ireo Ray aman-dReny mahery fon’ny Malagasy raha nanohitra sy nifampitàna … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Quelques couleurs et des parfums », MCM de Paris.

Cette galerie contient 2 photos.

. – Le Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris. Le Collectif, né après les événements de 2009 (putsch), dont les membres sont éparpillés à travers le monde entier,  et des correspondants à Madagascar, a son siège à Paris. Nous accompagnons … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

29 Mars 1947, « Fahatsiarovana manokana », anaran’ny sasany tamin’ireo Mahery Fo. J. L Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

#29mars1947 FAHATSIAROVANA MANOKANA An-jatony ireo nohidiana tanaty WAGON, tao Moramanga, ary dia norarafana tifitra an-jambany avy ety ivelany, indroa mihantaona : • Ny alatsinainy, faha-5 may 1947 • Ny alakamisy, faha-8 may 1947 Indreto ny anaran’ny sasany amin’izy ireo, voahangon’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

29 Martsa 1947 – 29 Martsa 2017. « Tolom-panafahana a? », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

  Tolom-panafahana a?   Ekena marindrano fa tena nisy tolona, malagasy maro, indrisy zary sorona!… F’ilay nitolomany navadiky ny sasany, ankosotra, tsy izy, tena sarintsariny! Fahafahana a? Aiza nefa izany e? Geja, fahantrana, no hita sesilany! Tsindry hazo lena, tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Paris, 25/03/2017. Toulouse, 26 Mars. Fihaonana miaraka amin’ny Marc sy Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

a‎Lalaïna Yeshari‎ à Arp Helisoa Nanazava ny diany taty Europe ny filoha Marc Ravalomanana teo amin’ireo diaspora malagasy teto paris ary koa nanamafy indray ny ho filatsahany ho fidiana ho filoham-pirenana ihany koa. . – – Video Menakely Menabe. – TOULOUSE 26/03/2017. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire