CUA-Antananarivo, 1/03/2017. Ambodivona, ireo mpivarotra amoron-dalana sy ny fifamoivoizana.

cua-ambodivona11

.

CUA serasera. 1/03/2017.

FANENTANANA : Fanadiovana Ambodivona

Tao aorian’ny fampivoriana ny mpivarotra tsy manara-dalàna eny Ambodivona omaly Talata faha 18 FEBROARY dia nidina teny an-toerana ireo tompon’andraikitra avy eto amin’ny Kaominina teny an-toerana nanao ny fandaminana .

Ny tanjona voalohany ny hanalalahana ny lalana eny Ambodivona ho fisorohana ny fitohanan’ny fifamoivoizana, manaraka izany mba hiarovana ny fandriam-pahalemana eny an-toerana ary farany hampidirana ireo mpivarotra amin’ny sehatry ny ara-dalàna.

Fampitandremana farany ity natao ity mialohan’ny handraisin’ny Kaominina sy ny mpitandro filaminana fe-petra entitra. Voateny tao daholo ireo mpivarotra hani-masaka, mpivarotra enta- madinika, mpivarotra voankazo ireo taxi-phone sy ireo sarety mipetraka anaty lalana.

Fa ankoatra ireo rehetra ireo, omaly ihany koa no natomboka ny « allignement » mikasika ny lalana ho amboarina manakaiky ny « station total ». Maharitra 60 andro ny fanamboarana ary mirefy 150m ny lala-tany hatao « pavet » izay fikambanan’ny olo-tsotra eny an-toerana no mikarakara azy.

.

cua-ambodivona7

cua-ambodivona8

cua-ambodivona10

cua-ambodivona1

cua-ambodivona2

cua-ambodivona3

cua-ambodivona6

cua-ambodivona5

cua-ambodivona9

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s